Lahatsoratra tamin’ny juin 2019

2125 of 25 items

Zoma 07 Jona 2019 – I Kor 6 : 12 – 20

by Mofon'Aina

12«Azoko atao ny zavatra rehetra», hoy aho, kanefa tsy dia ary mahasoa avokoa. «Azoko atao ny zavatra rehetra», hoy aho, kanefa tsy misy na inona na inona avelako hanandevo ahy. 13«Ny hanina fanao an-kibo ary ny kibo fasian-kanina», hoy ianareo, kanefa…

Alakamisy 06 Jona 2019 – Kol 3 : 12 – 15

by Mofon'Aina

12Olomboafidin’Andriamanitra sy voatokany ho Azy ianareo sady efa notiaviny. Noho izany, aoka ianareo hitafy hatsaram-po sy fiantrana, hamoram-po sy fanetrentena, fahalemem-panahy sy fahari-po. 13Mifandefera ka mifamelà heloka ianareo, raha misy manana…

Alarobia 5 Jona 2019 – Lio 2 : 25 – 32

by Mofon'Aina

25Tao Jerosalema tamin’izay dia nisy lehilahy nantsoina hoe Simehôna; olo-marina sady tena mpivavaka izany lehilahy izany ary fatra-piandry an’Ilay ho avy hampionona ny vahoaka Israely. Nombàn’ny Fanahy Masina izy 26ary nampahalalainy fa tsy ho faty ra…

Talata 04 Jona 2019 – Asa 6 : 1 – 7

by Mofon'Aina

1Tamin’izany andro izany, dia nihamaro be ny mpianatra, ka nifanditra tamin’ny Jiosy miteny hebreo ny Jiosy miteny grika satria natao tsirambina ny mpitondratena teo aminy tamin’ny fizaràna sakafo isan’andro. 2Dia novorîn’ny 12 lahy ny mpianatra rehetr…

Alatsinainy 03 Jona 2019 – Isa 60 : 1 – 5

by Mofon'Aina

1Mitsangàna, ry Jerosalema ô, mamirapirata,satria tonga ny famirapiratanao:ny voninahitry ny TOMPO no manazava anaotoy ny masoandro miposaka.2Ny haizim-pito manarona ny tany,ary ny alina mandrakotra ireo firenena;fa ianao kosa no iposahan’ny TOMPOsady …

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro