Fanompoampivavahana FJKM amin’ny fiteny Anglisy
Notanterahina tao amin’ny FJKM Amboniloha Jerosalemako
Alahady 14 Mey 2023
Hotanterahina ao amin’ny FJKM Ilanivato Misionera ny fanompoampivavahana amin’ny fiteny Anglisy manaraka ny Alahady 11 Jona 2023 ho avy izao manomboka amin’ny 2ora.
Manasa anao ny Tompo!
Source
0 Commentaires