Marka 16: 15 – Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony ho tandremana
“Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana; Fa avy ao aminy no ihavian’ny aina.” (Ohab. 4: 23) Source
Samihafa
“Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana; Fa avy ao aminy no ihavian’ny aina.” (Ohab. 4: 23) Source
LALAO HAZAKAZAKA MASINA.. FANDAHARAN-DALAO ASABOTSY 08 JOLAY 2023 Source
LALAO HAZAKAZAKA MASINA.. VOKA-DALAO ASABOTSY 01 JOLAY 2023 Source
Mofonaina 30 Jona 2023: Sal 124¹-⁸ Ny mofonaina anio dia fampitodihana tamin’ny lasa, sy fisaorana ankehitriny, ary fibanjinana ny ho avy. 1-nomba Jehovah tamin’ny lasa. Ny matoanteny rehetra eo amin’ny and.1-5 dia amin’ny fotoana lasa tsy miverina (temps parfait, aoriste amin’ny grika). Nomba Jehovah. Raha tsy izany: efa voatelina, efa difotra, efa safotra. Fa noho […]
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’ilay mampahery ahy. » (Filipiana 4:13) Source
Source
Fanompoampivavahana FJKM amin’ny fiteny Anglisy “Iorenan’ny fahafahana ny Tompo” Notanterahina tao amin’ny FJKM Ilanivato Misionera Alahady 11 Jona 2023 Source
Mofonaina 1 Jolay 2023: 2Pet 1⁸-¹¹ HEHERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. Io no lohahevitra amin’ity volana Jolay ity. Tsy fifidianana ara- nofo fa ara-panahy. IZY TOMPO rahateo no mifidy, fa tsy tsy ny olona. Koa araka ny mofonaina anio dia ny fampitoerana ny fifidianana (and.10) no heveriko hosainintsika. 1-MIHEVITRA NY TOMPO MPIFIDY. Ireto no azo amintinana […]
Misaora amin’ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon’Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesosy ho anareo. » (1 Tesaloniana 5:18) Source
Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana? Ohabolana 8¹ Mivavaka ho anareo rehetra mitarika CEPE. Jesoa Kristy no hanome ny Fanahy Masina hanolotsaina sy hampahery anareo. Mirary soa Source