Mofonaina 26 Jolay 2023: Lio 6¹²-¹⁶ Ny fifidianana ny Apostoly 12 no fototry ny …
Mofonaina 26 Jolay 2023: Lio 6¹²-¹⁶ Ny fifidianana ny Apostoly 12 no fototry ny mofonaina anio. Izany dia tsy azo nataotao foana fa tsy maintsy nialohavan’ny vavaka ary niafara tamin’ny fanokanana. 1-VAVAKA. “…ary naharitra nivavaka tamin’Andriamanitra nandritra ny alina Izy.” (abd.12) Raha fifidianana tsy misy vavaka dia asan’ny devoly. Ny vavaka no fototra ary vavaka […]



