Mofonaina 5 Août 2023: Gen 39⁷-¹⁰ Josefa niorina tamin’ny finoana ka tsy namadik…
Mofonaina 5 Août 2023: Gen 39⁷-¹⁰ Josefa niorina tamin’ny finoana ka tsy namadika ny tompony hatramin’ny farany, na dia gadra aza no vokatr’izany. Rehefa namidy i Josefa dia lasan’i Potifara, tandapan’i Farao. Nomba an’i Josefa tokoa Jehovah ka nambinina izay rehetra nananan’ny tompony na antsaha na an-tanàna. Vokatr’izany dia nankininy tamin’i Josefa avokoa ny fananany […]




