Samihafa

341350 of 561 items

Samihafa

Mofonaina 11 Août 2023: Jao 16²⁵-³³ Tao anatin’ny herinandro farany mialohan’ny …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 11 Août 2023: Jao 16²⁵-³³ Tao anatin’ny herinandro farany mialohan’ny hahafatesan’i Jesoa teo amin’ny hazofijaliana ity. Mametraka ny hafatra sy teny faraparany ho an’ny mpianany IZY. 1-Jesoa nivoaka avy amin’ny Ray. Tsy Jesoa Zanak’i Josefa sy Maria no fototry ny famonjena, fa Jesoa Kristy Zanak’i Jehovah Andriamanitra Ray. Diniho tsara ny tetiharana ao amin’ny […]

Mofonaina 8 Août 2023: Heb 10³⁵-³⁹ 35. Koa aza manary ny fahasahianareo izay mis…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 8 Août 2023: Heb 10³⁵-³⁹ 35. Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe. 36. Fa tokony hanana faharetana ianareo raha hahazoanareo izay lazain’ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon’Andriamanitra. 37. Fa “rehefa afaka kelikely, Dia ho tonga Ilay ho avy, fa tsy hitaredretra” 38. Ary “ny oloko marina* dia ho velon’ny finoana;” […]

Mofonaina 6 Août 2023: 1Sam 17³¹-³⁷ Ny nandresen’i Davida an’i Goliata no fototr…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 6 Août 2023: 1Sam 17³¹-³⁷ Ny nandresen’i Davida an’i Goliata no fototry ny mofonaina anio sy ampitso. Noho izany, Vakio tokoa.37, vita anio koa ny ampitso. Rehefa mandinika tsara isika, tsy adin’ny Filistina sy Isiraely no eto fa adin’ny andriamanitra tsy izy sy Jehovah Andriamanitra, Tompo Tsitoha. Araka izany, tsy fandresen’i Davida an’i Goliata, […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro