Mofonaina 21 Août 2023: Lio 1/1-7 Ary tamin’izany, raha niangona ny vahoaka bets…
Mofonaina 21 Août 2023: Lio 1/1-7 Ary tamin’izany, raha niangona ny vahoaka betsaka tsy hita isa ka nifanitsaka, Jesoa dia niteny tamin’ny mpianany aloha ka nanao hoe: Mitandrema ianareo, fandrao azon’ny masirasiran’ny Fariseo, dia ny fihatsaram-belatsihy. 2. Fa tsy misy nafenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra. 3. Koa na inona na […]



