Samihafa

311320 of 561 items

Samihafa

Mofonaina 14 Sept 2023: Sal 96¹-¹⁰ Akaiky ny fifidianana izay ho filohan’ny Repo…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 14 Sept 2023: Sal 96¹-¹⁰ Akaiky ny fifidianana izay ho filohan’ny Repoblika. Samy mandoka sy manandratra izay nanome tombotsoa ho azy ny tsirairay. Tsy hitsitsiana na inona na inona. Fa misy mampalahelo koa amin’izy ireny: izay notohanany teo aloha dia alany baraka ankehitriny, izay nalany araka teo aloha dia omeny voninahitra ankehitriny. Fitondra tsy […]

Mofonaina 11 Sept 2023: Kok 2¹-⁷ 1-Kristy no iafenan’ny rakitry ny fahendrena sy…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 11 Sept 2023: Kok 2¹-⁷ 1-Kristy no iafenan’ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra. Tsy Jesoa naterak’i Maria, tsy Jesoa taranak’i Joda, fa Jesoa Kristy zanak’Andriamanitra. Tsy Jesoa araka ny nofo, fa Jesoa araka ny Fanahy. Araka izany, tsy fanambaran’olona no henoina sy ankatoavina, fa ny fanambaran’Andriamanitra araka ny Fanahy. Marina izany araka […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro