Samihafa

301310 of 532 items

Samihafa

MOFONAINA 20 Août 2023: Eks 17/8-16 Zanak’Isiraely miady amin’ny Amalekita. 1-Sa…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

MOFONAINA 20 Août 2023: Eks 17/8-16 Zanak’Isiraely miady amin’ny Amalekita. 1-Samy manana ny andraiky ny tsirairay, fa tsy mety dia mandeha irery na miasa irery. Tsy maintsy miaramiasa. Tsy misy mahavitatena, tsy misy mahaleotena. Tsy maintsy mifanohana sy mifanampy. Mosesy nitana ny tehina tamin’ny tànany roa. Mbola mila an’i Arona sy Hora koa koa amin’izany […]

Mofonaina 18 Août 2023: 2Pet 3¹⁷-¹⁸ 17.Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 18 Août 2023: 2Pet 3¹⁷-¹⁸ 17.Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan’ny fahadisoan’ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo hiala amin’izay iorenanareo; 18. fa mitomboa amin’ny fahasoavana sy ny fahalalana an’i Jesoa Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay. Amena. Teny farany ataon’i Petera […]

Mofonaina 17 Août 2023: Eks 1¹⁵-²¹ Ny mino tsy maintsy manakatò ny didin’i Jehov…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 17 Août 2023: Eks 1¹⁵-²¹ Ny mino tsy maintsy manakatò ny didin’i Jehovah. 1-Baikon’i Farao mpanjakan’i Egypta: vonoy ny zazalahy rehetra. Rehefa hitan’i Farao fa nihamaro ny Zanak’Isiraely dia natahotra izy sao ireo vahiny ireo indray no hanapaka ny Egyptiana. Noho izany, nandidy ny mpampivelona (sage femme) izy ka nanao hoe: “Raha mampivelona ny […]

Mofonaina 1 Août 2023: Rom 11¹³-²¹ Miova lohahevitra vaovao isika: mijoroa amin’…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 1 Août 2023: Rom 11¹³-²¹ Miova lohahevitra vaovao isika: mijoroa amin’ny finoana. Paoly Apostolin’ny Jentilisa no manoratra ho an’ny Fiangonana any Roma. Fintinina ny boky Romana: heverina ho Filazantsara nosoratan’i Paoly. Ny 1-11 dia mampianatra fa ny finoana an’i Jesoa Kristy no fototry ny famonjena, izay mino no voavonjy. Tsy ny lalàna izay nitokian’ny […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro