Marka 16: 15 – Misy teny ataontsika tena manavesatra an'Andriamanitra
Ny teninareo dia mahery mamely Ahy hoy Jehovah. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay nentinay namely Anao? » (Malakia 3:13) Source
Samihafa
Ny teninareo dia mahery mamely Ahy hoy Jehovah. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay nentinay namely Anao? » (Malakia 3:13) Source
Fanompoampivavahana FJKM “Mamerina ho amin’ny fahamarinana ny Tompo” Alahady natokan’ny foibe FJKM hitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Asa Fifandraisana sy Fampahalalam-baovao (AFiFaB FJKM) manerana ny sahan’ny FJKM. FJKM Andavamamba Kristy Velona SPAA10 Alahady 26 Martsa 2023 Source
Mofonaina 24 Mars 2023: Rom 13/1-10 Mpizara roa ny epistily ho an’ny Romana: ny tokoa 1-11 dia fampianarana, ny tokoa 12-16 kosa dia fampiharana. Fitondran-tena mahamendrika ny Kristina no lohateny amin’ny toko 12-13. Koa ny toetra mendrika ny kristiana nohamarininy no tsapako eto. And.1-5: manaja ny mpitondra izay mpanompon’Andriamanitra. Tsy Andriamanitra akory izy ireo fa […]
Que votre parole soit toujours accompagnée de grâce, assaisonnée de sel, afin que vous sachiez comment il faut répondre à … Source
Isaorana ny Namorona ny tonony sy ny feony. Falinirina Randrianandrainy . Mamelombelona ny Fanahy ny hira. Mihainoa finaritra. SETELA Faha-30 taona. Indro ataolotra antsika ny hira fanevan’ny raha 30 taona ny SETELA. Ndao hiara-hihira aray…
Mofonaina 21 Mars 2023: Jer 33/1-9. Jer 33/3: Antsoy Aho, dia hovaliako ianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao. Dikany TOB: Invoque-moi, je te répondrai, je te révélerai de grandes choses, des grandes choses inaccessibles que tu ne connais pas. Fanazavana: Miantso= Heb. quara’= crier, proclamer, annoncer, appeler, invoquer, convoquer, inviter. Mamaly= […]
Mofonaina 22 Mars 2023: 1Tim 1/12-20 1Tim 1/15: Mahatoky ka tokony hekena amin’ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tety ambonin’ny tany Kristy Jesoa hamonjy ny mpanota, ary amin’ireny izaho no lohany. Fanazavana: Ny hany nahatongavan’i Jesoa teto antany dia ny hamonjy ny mpanota. IZY no hany manana ra mendrika hanadiovana ny otan’ny olona. Tsy […]
Mofonaina 23 Mars 2023: 2Mpanj 24/1-6 Fintinina fohy ny momba an’i Joiakima: Eliakima= nasandratr’Andriamanitra no anarany, ary novana hoe: Joiakima= nasandratr’i Jehovah. Tsara dia tsara ny anarana, fa ny toetra kosa ratsy dia ratsy. Nahoana? Raha nanoratra nilaza fanambarana ny amin’izay tokony hibebahana i Jeremia (Jer 33), dia nodoran’i Joiakima mpanjaka ny taratasy sady nisambotra […]
Fa tahaka ny hahavon’ny lanitra noho ny tany no hahavon’ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo. » (Isaia … Source
Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Ary; fa tonga ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry. Ka efa niomana ny … Source