FANOMPOAMPIVAVAHANA amin’ny fiteny Anglisy “Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra” …
FANOMPOAMPIVAVAHANA amin’ny fiteny Anglisy “Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra” FJKM Katedraly Analakely Alahady 12 Febroary 2023 · Source
Samihafa
FANOMPOAMPIVAVAHANA amin’ny fiteny Anglisy “Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra” FJKM Katedraly Analakely Alahady 12 Febroary 2023 · Source
Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo. Source
Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran’ny fahafenoana rehetra, » (Kolosiana 1:19) Source
Fanompoampivavahana FJKM “Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra” FJKM Ambatomiranty SPIA Alahady 26 Febroary 2023 Source [Fanompoampivavahana FJKM “Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra” FJKM Ambatomirant…
REDON-KIRA PROTESTANTA “HALELOIA,Mihirà fihiram-baovao ho an’i Jehovah.Haleloia”.Sal.149:1a;Sal 150:6 /FARA-DOBOKY NY REDON-KIRA PROTESTANTA.Hihiran’ireo antoko mpihira ireo Hira tsy mahazatra na tsy hain’ny fiangonana ao anatin’ny tiona FFPM.Hetsika anisan’ny manamarika ny faha 25 taonan’ny Radio Fahazavana Source
Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen’izao tontolo izao no fanomeko anareo. source
Fanompoampivavahana Alahadin’ny Arsiva sy Tranombakoka FJKM “Ny fahefan’ny Tenin’Andriamanitra” Alahady 19 Febroary 2023 FJKM Tranovato Faravohitra Source [Fanompoampivavahana Alahadin’ny Arsiva sy Tranombakoka FJKM “Ny fahefan’ny Teni…
Herinandron’ny fianam-pianakaviana. Lohahevitra : ho fanambadiana mafy Irina sy tokatrano milamina Ary fiainam-pianakaviana mirindra. Ireto Ny perikopa sy lohahevitra isan’andro: Alatsinainy: Gen 2.18-25; Mat 7.24-29; Efes 5.22-33, ho fanambadiana tsara fototra sy mafy orina amin’ny Tenin’Andriamanitra, Talata: Ohab 5.7-23; Mat 2.19-23; I Tim 6.11-16, ho lehilahy matotra sy tompon’andraikitra mampiadana Ny vady aman-janany araka ny […]
Alahadin’ny Baiboly manerana an’i Madagasikara “Madagasikara henika ny fahalalana an’i Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina” Notanterahin’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy (FMBM) FJKM Ankadifotsy Velona hoan’ny hafa · Source [Alahadin’ny Baiboly manerana an’i Madagasikara “Madagasikara henika ny fahalala…
Fintina ny Testamenta taloha ao anatin’ny 90mn. source