Samihafa

481490 of 532 items

Samihafa

Mofonaina 26 Mars 2023: Zef 2/1-3 Mitadiava an’i Jehovah, ianareo mpandefitra re…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 26 Mars 2023: Zef 2/1-3 Mitadiava an’i Jehovah, ianareo mpandefitra rehetra amin’ny tany, Izay efa nanaraka ny fitsipiny: Tadiavo ny fahamarinana, Tadiavo ny fandeferana; Angamba ho voafina ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah. 1-Nahoana no miantso ny mpandefitra hitady AZY JEHOVAH? Satria henika ny faharatsiana ny tany. Diniho ireto faharatsiana ireto: 1/5: manompo volana amankitana […]

Mofonaina 24 Mars 2023: Rom 13/1-10 Mpizara roa ny epistily ho an’ny Romana: ny …

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 24 Mars 2023: Rom 13/1-10 Mpizara roa ny epistily ho an’ny Romana: ny tokoa 1-11 dia fampianarana, ny tokoa 12-16 kosa dia fampiharana. Fitondran-tena mahamendrika ny Kristina no lohateny amin’ny toko 12-13. Koa ny toetra mendrika ny kristiana nohamarininy no tsapako eto. And.1-5: manaja ny mpitondra izay mpanompon’Andriamanitra. Tsy Andriamanitra akory izy ireo fa […]

Mofonaina 21 Mars 2023: Jer 33/1-9. Jer 33/3: Antsoy Aho, dia hovaliako ianao ka…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 21 Mars 2023: Jer 33/1-9. Jer 33/3: Antsoy Aho, dia hovaliako ianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao. Dikany TOB: Invoque-moi, je te répondrai, je te révélerai de grandes choses, des grandes choses inaccessibles que tu ne connais pas. Fanazavana: Miantso= Heb. quara’= crier, proclamer, annoncer, appeler, invoquer, convoquer, inviter. Mamaly= […]

Mofonaina 22 Mars 2023: 1Tim 1/12-20 1Tim 1/15: Mahatoky ka tokony hekena amin’n…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 22 Mars 2023: 1Tim 1/12-20 1Tim 1/15: Mahatoky ka tokony hekena amin’ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tety ambonin’ny tany Kristy Jesoa hamonjy ny mpanota, ary amin’ireny izaho no lohany. Fanazavana: Ny hany nahatongavan’i Jesoa teto antany dia ny hamonjy ny mpanota. IZY no hany manana ra mendrika hanadiovana ny otan’ny olona. Tsy […]

Mofonaina 23 Mars 2023: 2Mpanj 24/1-6 Fintinina fohy ny momba an’i Joiakima: Eli…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 23 Mars 2023: 2Mpanj 24/1-6 Fintinina fohy ny momba an’i Joiakima: Eliakima= nasandratr’Andriamanitra no anarany, ary novana hoe: Joiakima= nasandratr’i Jehovah. Tsara dia tsara ny anarana, fa ny toetra kosa ratsy dia ratsy. Nahoana? Raha nanoratra nilaza fanambarana ny amin’izay tokony hibebahana i Jeremia (Jer 33), dia nodoran’i Joiakima mpanjaka ny taratasy sady nisambotra […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro