“Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo” HAFATRA PASKA 2023 Dr. IRAKO ANDRIAMAHAZOSO…
“Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo” HAFATRA PASKA 2023 Dr. IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina Filohan’ny FJKM · Source
Samihafa
“Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo” HAFATRA PASKA 2023 Dr. IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina Filohan’ny FJKM · Source
Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo, tsy manao izay tsy … Source
Rankizy, izao no ora farany, ary tahaka ny efa renareo fa ho avy ny* antikristy, sady maro no antikristy efa tonga sahady; koa izany … Source
Mofonaina 24 Mars 2023: Mat 9/9-13 Fiantsoana an’i Matio ho isan’ny Apostoly no hita eto. Levy no anarany, fa Jesoa no nanome ny anarana hoe Matio. Matio= fanomezan’Andriamanitra; misy koa milaza hoe matanjaka, mitombandahy. Teo ampamorian-ketra izy no nantsoin’i Jesoa hoe: Andeha hanaraka Ahy. Tsy nisy fanontaniana, tsy nisy fisalasalana, fa avy hatrany dia nandeha. […]
Fotoampivavahana FJKM 2 Aprily 2023 Source
ENGLISH WORSHIP SERVICE “The Lord restores to the truth” FJKM Tranovato Ambatonakanga Sunday, 12th march 2023 Source
Mofonaina 27 Mars 2023: IISam 12/7-15 Dia hoy Davida tamin’i Natana: Efa nanota tamin’i Jehovah aho. Ary hoy kosa Natana tamin’i Davida: Jehovah efa nanaisotra ny helokao, ka tsy ho faty ianao. Tena manampahendrena Jehovah raha naniraka an’i Natana hananatra an’i Davida. Nahoana? Satria tamin’ny endrika tsy mivantana sady tsy azo iadian-kevitra no nanaovany izany […]
Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran’ny fahafenoana rehetra, » (Kolosiana 1:19) Source
Mofonaina 28 Mars 2023: Jao 7/14-24 .Jesoa IRAKA dia 1-tsy Tompon’ny fampianarana. Gaga ny olona satria tsy nianatra Jesoa. Ahitsiny eto fa tsy Tompon’ny fampianarana IZY. IRAKA IZY, ka izay asaina ampitainy no ampitainy. Izay tena zanak’Andriamanitra no hany hahafantatra na avy amin’i Jehovah izany na tsia Fampianarana antsika izany, fa raha mampita ny hevitsika […]
HAZAKAZAKA MASINA RODOBE 2023 Source