Marka 16: 15- Tapi-dalan-kaleha ve ianao?
Ary hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Nahoana no mitaraina amiko ianao? lazao amin’ny Zanak’Isiraely mba handroso. (Eksodosy … Source
Samihafa
Ary hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Nahoana no mitaraina amiko ianao? lazao amin’ny Zanak’Isiraely mba handroso. (Eksodosy … Source
Mofonaina 13 May 2023: Asa 7⁵⁴-⁶⁰ Stefana (Gr.Stephan)= couronne, diadème na satro-boninahitra. Tsy voninahitra mandalo sy miserana no hita amin’ny tantaran’i Stefana, fa voninahitry ny lanitra. Vakio manontolo ny (Asa 6⁸_7⁶⁰) dia ho fantatrao ny asan’ny Fanahy Masina. 7⁵⁴: tezitra sady romotra noho ny fanambarana ny fahamarinana nataon’i Stefana izy ireo (synagogan’ny firenena samihafa Asa.6⁹, […]
Fanompoampivavahana FJKM “Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina” Alahady natokan’ny foibe FJKM hitondràna ambavaka sy hanohanana ny Sampana Lehilahy Kristiana SLK manerana ny sahan’ny FJKM Alahady 14 May 2023 FJKM Ambatotokana Fitiavana SPAA12 Source
Mofonaina 12 May 2023: 1Jao 4¹-³ Ny fanahy ratsy na tsy avy amin’i Jehovah Andriamanitra dia mitaona ny olona hiala amin’i Jesoa Kristy sady handà an’i Jesoa Kristy tsy ho Tompo. Samy manana fanahy na Satana, na Jehovah Andriamanitra. Ny fanahin’i Satana na ny devoly no antsoina hoe : fanahin’ny antikristy na fanahin’ny fandàvana na […]
Aza manome fitoerana ho an’ny devoly. » (Efesiana 4:27) Source
Fanompoampivavahana FJKM amin’ny fiteny Anglisy Notanterahina tao amin’ny FJKM Antanetibe Fitiavana SPAA10 Ny Alahady 16 Aprily 2023 Hotanterahina ao amin’ny FJKM Amboniloha Jerosalema ny fanompoampivavahana amin’ny fiteny Anglisy volana May, ny Alahady 14 May 2023 manomboka amin’ny 2ora tolakandro. Manasa anao hatrany ny Tompo. Source
LALAO HAZAKAZAKA MASINA /Fandaharandalao 13 May 2023 Source
LALAO HAZAKAZAKA MASINA /Voka-dalao Asabotsy 06 May 2023 Source
Mofonaina 10 May 2023: Jao 14²⁵-²⁶ Izany teny izany dia efa voalazako taminareo raha mbola mitoetra eto aminareo Aho; fa ny Mpananatra*, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo. (Grika: Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava) […]
VFM 03 : VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA Source