Fanompoampivavahana FJKM amin’ny fiteny Anglisy
Notanterahina tao amin’ny FJKM Antanetibe Fitiavana SPAA10
Ny Alahady 16 Aprily 2023

Hotanterahina ao amin’ny FJKM Amboniloha Jerosalema ny fanompoampivavahana amin’ny fiteny Anglisy volana May, ny Alahady 14 May 2023 manomboka amin’ny 2ora tolakandro.
Manasa anao hatrany ny Tompo.




Source