Lahatsoratra tamin’ny août 2021

3140 of 57 items

Alahady 15 Aogositra 2021 – Lio 18 : 18 – 30

by Mofon'Aina

 18Ary nisy manampahefana jiosy nanontany an’i Jesoa hoe:–Ry Mpampianatra tapitra ohatra ô, inona no tokony hataoko hananako anjara amin’ny fiaina-maharitra mandrakizay?19Dia hoy i Jesoa taminy:–Nahoana Aho no ataonao hoe tapitra ohatra? Tsy misy …

Sabotsy 14 Aogositra 2021 – Jao 5 : 17 – 29

by Mofon'Aina

 17Fa hoy i Jesoa tamin’ireo:–Ny Raiko dia miasa tsy an-kiato ary Izaho koa miasa.18Noho izany teny izany dia vao mainka nitady hamono Azy ny manampahefana jiosy; satria tsy vitan’ny hoe nandika ny fepetra momba ny sabata fotsiny i Jesoa, fa nilaz…

Zoma 13 Aogositra 2021 – Mat 19 : 16 – 26

by Mofon'Aina

 16Ary indro nisy tovolahy nanatona an’i Jesoa ka nanao taminy hoe:–Mpampianatra ô, inona no tsara tokony hataoko hahavelona aina ahy mandrakizay?17Dia hoy i Jesoa taminy:–Nahoana Aho no anontanianao ny amin’izay tsara? Tokana no tsara tapitra oha…

Alakamisy 12 Aogositra 2021 – Asa 7:51 – 8:1

by Mofon'Aina

 51Olona mafy hatoka, mpikomy sady mpanetsin-tadîny ianareo! Toherinareo lalandava ny Fanahy Masina; dia ny razanareo navela mihitsy ianareo. 52Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razanareo? Novonoiny hatramin’ireo mpanambara ny hahatongavan’ilay…

Alarobia 11 Aogositra 2021 – Eks 31 : 1 – 11

by Mofon'Aina

 1Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy:2–Jereonao fa nofidiko i Betsalela, zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda, 3ary nofenoiko ny Fanahiko mba ho tena kinga sy marani-tsaina ka mahalala ny haitao isan-karazany: 4hainy ny m…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro