Lahatsoratra tamin’ny septembre 2021

1120 of 26 items

Alakamisy 09 Septambra 2021 – Gal 3 : 26 – 29

by Mofon'Aina

 26Noho ny finoana manko dia zanak’Andriamanitra avokoa ianareo, satria tafaray amin’i Kristy Jesoa. 27Eny, ianareo rehetra izay natao batisa mba ho tafaray amin’i Kristy Jesoa dia henika ny fiainan’i Kristy. 28Koa tsy misy intsony ny hoe Jiosy na…

Alarobia 08 Septambra 2021 – Lio 3 : 21 – 22

by Mofon'Aina

 21Indray andro, raha mbola natao batisa ny vahoaka rehetra, dia mba natao batisa koa i Jesoa. Ary nivavaka Izy nandritra izany, ka nisokatra ny lanitra. 22Dia nidina teo ambonin’i Jesoa ny Fanahy Masina, niendri-batana toa voromahailala; sady nis…

Talata 07 Septambra 2021 – Asa 2 : 37 – 39

by Mofon'Aina

 37Raha nandre izany ny olona, dia voatsindrona tao am-pony ka nanontany an’i Petera sy ny apôstôly namany hoe:–Ry havana, inona no tokony hataonay?38Dia hoy i Petera taminy:–Ialao ny toe-dratsy, ary aoka ianareo samy hatao batisa amin’ny anaran’i…

Alatsinainy 6 Septambra 2021 – Rom 4 : 9 – 12

by Mofon'Aina

 9Ho an’iza moa izany fahasambarana izany? Ho an’ny voafora ve sa ho an’ny tsy voafora koa? Voatsiahiko teo ny tenin’ny Soratra Masina hoe: «Ny finoana no nankatoavan’Andriamanitra an’i Abrahama ho marina.» 10Ary ahoana izany? Tamin’i Abrahama efa…

Alahady 05 Septambra 2021 – Lio 3 : 15 – 18

by Mofon'Aina

 15Velom-panantenana tokoa ny vahoaka ary samy nieritreritra tao am-pony hoe: «I Jôhany va re sa tsia no Mesia?» 16Fa i Jôhany kosa niteny tamin’izy rehetra hoe:–Ny ahy, rano no anaovako batisa anareo. Indro tamy kosa ilay Mahery noho izaho, ary t…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro