Sabotsy 04 Septambra 2021 – Lio 3 : 15 – 18
15Velom-panantenana tokoa ny vahoaka ary samy nieritreritra tao am-pony hoe: «I Jôhany va re sa tsia no Mesia?» 16Fa i Jôhany kosa niteny tamin’izy rehetra hoe:–Ny ahy, rano no anaovako batisa anareo. Indro tamy kosa ilay Mahery noho izaho, ary t…