Ny olona voavonjy – FJKM
Ny olona voavonjy Mofonaina anio: Asabotsy, faha 28 Febroary 2026 Sal 103,1-5 / Hira 480 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 445 Apokalypsy 7,11 – 17 11 Ary ny anjely rehetra nitsangana manodidina ny seza fiandrianana mbamin’ny loholona* sy ny zava-manan’aina efatra, dia niankohoka teo anoloan’ny seza fiandrianana izy ka nivavaka tamin’Andriamanitra [* […]
