Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

171180 of 1374 items

Ny teny fahazavana – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny teny fahazavana Mofonaina anio: Alahady, faha 15 Martsa 2026 Sal. 42.1-3 / HF 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 317 Marka 4,21 – 25 21 Ary hoy Izy taminy: Moa entina* va ny jiro mba hosaronan’ny vata famarana, na hatao ao ambanin’ny farafara? Tsy hatao amin’ny fanaovan-jiro va izy?[*Gr. avy] 22 […]

Ny olona matoky an’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona matoky an’Andriamanitra Mofonaina anio: Asabotsy, faha 14 Martsa 2026 Sal.140.1-4 / HF 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 354 1,2 Salamo 139,19 – 24 19 Haringanao mihitsy ny ratsy fanahy, Andriamanitra ô*, Ary mialà amiko, ianareo mpandatsa-drà. [Na: Haringanao mihitsy anie ny ratsy fanahy, Andriamanitra ô] 20 Dia izay manonona […]

Ny olona mandre ny Filazantsara

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona mandre ny Filazantsara Mofonaina anio: Zoma, faha 13 Martsa 2026 Sal. 32.1-7 / Hira 28 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 437 Asan’ny Apostoly 2,29 – 39 29 Ry rahalahy, aoka aho mba hilaza aminareo marimarina ny amin’i Davida patriarka, fa efa maty izy ka nalevina koa, ary ny fasany eto […]

Ny olona mandre fananarana – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona mandre fananarana Mofonaina anio: Alakamisy, faha 12 Martsa 2026 Sal.43.1-5 / HF 42 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 20 Joba 34,1 – 9 1 Ary mbola niteny ihany Eliho ka nanao hoe: 2 Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry; Ary mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana. 3 Fa ny sofina no mamantatra teny, […]

Jesoa Kristy manome ny hevitry ny lalàna

by Mofonaina–SA-FJKM

Jesoa Kristy manome ny hevitry ny lalàna Mofonaina anio: Alarobia, faha 11 Martsa 2026 Sal.133 1-3 / HF 48 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 16 Matio 5,21 – 24 21 Efa renareo fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe: Aza mamono olona (Eks. 20. 13); ary izay mamono olona dia miendrika hohelohina amin’ny fitsarana. […]

Ny olona marina – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona marina Mofonaina anio: Talata, faha 10 Martsa 2026 Sal 11.4-7 / Hira 12:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489:1,3 1 Jaona 3,7 – 9 7 Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy. 8 Izay manota dia avy amin’ny devoly, satria ny […]

Ny sabata – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny sabata Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 09 Martsa 2026 Sal.19. 1-6 / Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 480 Marka 2,23 – 27 23 Ary nandeha namaky ny tanim-bary tamin’ny Sabata Jesosy; ary ny mpianatra dia nanoty ny salohim-bary teny am-pandehanana. 24 Ary ny Fariseo nanao taminy hoe: Indro, nahoana ireo […]

Andriamanitra manameloka ny mpanao ratsy

by Mofonaina–SA-FJKM

Andriamanitra manameloka ny mpanao ratsy Mofonaina anio: Alahady, faha 08 Martsa 2026 Sal.27. 7-10 / Hira 16 1,4 /Vavaka / Mofonaina /Vavaka / Hira 417.1,3 Salamo 50,16 – 23 16 Fa amin’ny ratsy fanahy kosa dia hoy Andriamanitra: ahoana no itorianao ny lalàko sy itondranao ny fanekeko eo am-bavanao? 17 Fa ianao mankahala fananarana, ary […]

Ny fankatoavana ny tenin’i Jesoa

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fankatoavana ny tenin’i Jesoa Mofonaina anio: Asabotsy, faha 07 Martsa 2026 Sal. 46. 1-3 / Hira 39 1, 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 303 Lioka 5,1 – 11 1 Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra, dia nijanona teo amoron’ny Farihin’i Genesareta Jesosy; 2 ary nahita sambokely […]

Ny olona mamantatra ny tenany

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona mamantatra ny tenany Mofonaina anio: Zoma, faha 06 Martsa 2026 Sal.92. 1-5 / Hira 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295 1,4 2 Korintiana 13,5 – 10 5 Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin’ny finoana ianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy fantatrareo va ny amin’ny tenanareo, fa […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro