Ny fanatitra tsara indrindra ho an’Andriamanitra
Ny fanatitra tsara indrindra ho an’Andriamanitra Mofonaina anio: Alakamisy, faha 05 Martsa 2026 Sal 29. 1.2 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 446 Mika 6,6 – 8 6 Inona no ho entiko manatona an’i Jehovah Sy miondrika eo anatrehan’Andriamanitra Izay any amin’ny avo? Hanatona Azy mitondra fanatitra dorana Sy ny […]
