Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

1120 of 1374 items

Jespa Kristy, mahatoky amin’ny asany

by Mofonaina–SA-FJKM

Jespa Kristy, mahatoky amin’ny asany Mofonaina anio: Alakamisy, faha 20 Aogositra 2026 Sal. 63:1-5 / Hira 201:1-4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 347 Jaona 17,20 – 25 20 Nefa tsy ho an’ireto ihany no angatahako, fa ho an’izay mino Ahy koa noho ny teniny; 21 mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka […]

Fitsipika dimin’ny mpiasa mahatoky – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Fitsipika dimin’ny mpiasa mahatoky Mofonaina anio: Alarobia, faha 19 Aogositra 2026 Sal.23:1-6 / Hira 12.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 340 Salamo 101,1 – 8 1 [Fikasan’ny mpanjaka ny amin’ny hitondrany marina ny fanjakany] Salamo nataon’i Davida. Famindram-po sy fitsarana no hankalazaiko; Hianao, Jehovah ô, no hoderaiko. 2 Hitandrina ny lalana marina […]

Mahatoky amin’ny asany ny mpino

by Mofonaina–SA-FJKM

Mahatoky amin’ny asany ny mpino Mofonaina anio: Talata, faha 18 Aogositra 2026 Sal.66:8-12 / Hira 201.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 336:2 Deoteronomia 26,5 – 11 5 Dia hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao hoe: Syriana mpanjenjena no raiko, ka nidina tany Egypta izy, dia nivahiny tany mbamin’ny olom-bitsy; ary […]

Mahatoky amin’ny asany ny mpino

by Mofonaina–SA-FJKM

Mahatoky amin’ny asany ny mpino Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 17 Aogositra 2026 Sal 133 / Hira 534.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira FF.16:2 2 Korintiana 1,17 – 24 17 Koa raha nikasa izany aho, moa nanao kitoatoa va aho? Ary izay zavatra kasaiko, moa kasaiko araka ny nofo va, mba hanaovako eny […]

Mahatoky amin’ny asany ny mpino

by Mofonaina–SA-FJKM

Mahatoky amin’ny asany ny mpino Mofonaina anio: Alahady, faha 16 Aogositra 2026 Sal. 119:65-72 / Hira 445.1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 480:3 Efesiana 2,8 – 10 8 Fa fahasoavana no namonjena anareo amin’ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin’Andriamanitra; 9 tsy avy amin’ny asa, fandrao hisy hirehareha. […]

Rehefa tsara fototra ny finoan’ny mpino iray

by Mofonaina–SA-FJKM

Rehefa tsara fototra ny finoan’ny mpino iray Mofonaina anio: Asabotsy, faha 15 Aogositra 2026 Sal 48,1-3 / Hira F 48,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295. 1 Filipiana 2,12 – 18 12 Koa amin’izany, ry malalako, tahaka ny nanekenareo mandrakariva, tsy fony teo aminareo ihany aho, fa ankehitriny dia bebe kokoa aza […]

Ny mpino mahatoky – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpino mahatoky Mofonaina anio: Zoma, faha 14 Aogositra 2026 Sal 92,1-6 / Hira 24,1.4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 334. 2 Ohabolana 12,17 – 28 17 Izay olona mahatoky dia manambara ny rariny; Fa ny vavolombelona mandainga kosa miteny fitaka. 18 Misy mandefalefa teny tsy tsaroana ka tonga toy ny fanindron’ny […]

Ry mpino mahatoky ô! – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ry mpino mahatoky ô! Mofonaina anio: Alakamisy, faha 13 Aogositra 2026 Sal. 68, 4-6 / Hira 167, 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 309, 1 Matio 21,23 – 32 23 Ary rehefa tafiditra teo an-kianjan’ny tempoly Jesosy ka nampianatra, dia nanatona Azy ny lohan’ny mpisorona sy ny loholona ka nanao hoe: Fahefana […]

Ny mpino mahatoky – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpino mahatoky Mofonaina anio: Alarobia, faha 12 Aogositra 2026 Sal. 108,1-6 / Hira 16,1.3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F 6. 2 1 Korintiana 10,1 – 12 1 [Fananarana fandrao misy manaram-po araka ny nofo ka tratry ny loza] Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa ny razantsika rehetra […]

Ry mpanompon’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ry mpanompon’Andriamanitra Mofonaina anio: Talata, faha 11 Aogositra 2026 Sal 84,1-4 / Hira F 7,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F 1.1.2 Genesisy 22,1 – 13 1 [Ny nizahan’Andriamanitra toetra an’i Abrahama] Ary rehefa afaka izany zavatra izany, dia nizahan’Andriamanitra toetra Abrahama, ka hoy Izy taminy: Ry Abrahama ô! ary hoy izy; […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro