Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

4150 of 1374 items

Ny asan’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny asan’Andriamanitra Mofonaina anio: Talata, faha 21 Jolay 2026 Apok 4, 11/HF45:1,2/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 654: 1 Malakia 3,1 – 7 1 Indro, haniraka ny irako Aho, ary izy hanamboatra lalana eo alohako; ary ny Tompo Izay tadiavinareo dia ho avy tampoka ho eo an-tempoliny; ary ny Anjelin*’ny fanekena Izay irinareo, dia, indro, tamy Izy, hoy […]

Andriamanitra maniraka ny mpanompony – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Andriamanitra maniraka ny mpanompony Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 20 Jolay 2026 Sal 65, 1-4/Hira 2: 1, 3/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 307: 1 2 Mpanjaka 1,9 – 18 9 Ary ny mpanjaka naniraka mpifehy dimam-polo anankiray mbamin’ny dimam-polo fehiny hankany aminy. Dia niakatra tany aminy izy; ka indro izy nipetraka teo an-tampon’ny tendrombohitra; ary niteny taminy ralehilahy […]

Ny miaramila tsaran’i Kristy – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny miaramila tsaran’i Kristy Mofonaina anio: Alahady, faha 19 Jolay 2026 Sal 81,1-4 / Hira 20:1,5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 639: 1 Efesiana 6,14 – 20 14 Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra, 15 ary kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin’ny filazantsaran’ny fihavanana ny tongotrareo; […]

Andriamanitra velona – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Andriamanitra velona Mofonaina anio: Asabotsy, faha 18 Jolay 2026 Sal 63 1-5 /Hira 3/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ IIF 4:3 Jeremia 45,1 – 5 1 [Teny nasain’Andriamanitra nolazain’i Jeremia tamin’i Baroka] Ny teny izay nataon’i Jeremia mpaminany tamin’i Baroka, zanak’i Neria, fony izy nanoratra ireto teny ireto tamin’ny taratasy avy tamin’ny vavan’i Jeremia tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima, […]

Ny olona mino an’i Jesoa

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona mino an’i Jesoa Mofonaina anio: Zoma, faha 17 Jolay 2026 Sal 54,4-7/Hira 514.1,4/Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/HF 43:1 Lioka 19,28 – 40 28 Ary rehefa niteny izany Izy, dia nandeha nialoha hiakatra ho any Jerosalema. 29 Ary raha nanakaiky an’i Betifaga sy Betania teo an-tendrombohitra atao hoe Oliva Izy, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianatra […]

Ny mpanompon’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpanompon’Andriamanitra Mofonaina anio: Alakamisy, faha 16 Jolay 2026 Sal 16, 7-11 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 33 Asan’ny Apostoly 9,10 – 19 10 Ary nisy mpianatra anankiray tany Damaskosy, atao hoe Ananiasy; ary hoy ny Tompo taminy tamin’ny fahitana: Ry Ananiasy. Dia hoy izy: Inty aho, Tompoko. 11 […]

Ny olona mahatsiaro tena ho mpanota

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona mahatsiaro tena ho mpanota Mofonaina anio: Alarobia, faha 15 Jolay 2026 Sal.63. 1-5/Hira 417/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/Hira 437 2 Samoela 12,13 – 14 13 Dia hoy Davida tamin’i Natana: Efa nanota tamin’i Jehovah aho. Ary hoy kosa atana tamin’i Davida: Jehovah efa nanaisotra ny helokao, ka tsy ho faty ianao. 14 Nefa noho […]

Andriama itra Masina sady mahatahotra

by Mofonaina–SA-FJKM

Andriama itra Masina sady mahatahotra Mofonaina anio: Talata, faha 14 Jolay 2026 Sal.34. 1-3 / Hira 1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 33 Isaia 6,1 – 8 1 [Ny nanendrena an’Isaia ho mpaminany] Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia mpanjaka no nahitako ny Tompo nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana avo sady manerinerina, ary ny […]

Andriamanitra mpitsara marina – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Andriamanitra mpitsara marina Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 13 Jolay 2026 Sal.31 . 1-5 / HF 29 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 39 Ezekiela 33,10 – 16 10 Ary ianao, ry zanak’olona, mitenena amin’ny taranak’Isiraely hoe: Izao no fiteninareo: Eto aminay ny fahadisoanay sy ny fahotanay, ka mihalevona amin’izany izahay, dia nahoana no […]

Ny fankatoavana ny Teni ‘i Kristy

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fankatoavana ny Teni ‘i Kristy Mofonaina anio: Alahady, faha 12 Jolay 2026 Sal.62. 5-12 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 303 Lioka 5,1 – 11 1 Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra, dia nijanona teo amoron’ny Farihin’i Genesareta Jesosy; 2 ary nahita sambokely roa nijanona […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro