Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

6170 of 1374 items

Ny irak’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny irak’Andriamanitra Mofonaina anio: Alarobia, faha 01 Jolay 2026 Sal. 106. 1-5 / Hira 28 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 8 Eksodosy 32,30 – 35 30 [Ny nifonan’i Mosesy, sy ny navalin’Andriamanitra azy] Ary nony maraina dia hoy Mosesy tamin’ny olona: Efa nanao fahotana lehibe ianareo; ary ankehitriny, dia hiakatra ho amin’i […]

Ny fahalehibiazan’i Kristy amin’izao tontolo izao.

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fahalehibiazan’i Kristy amin’izao tontolo izao. Mofonaina anio: Talata, faha 30 Jona 2026 Sal.66,1-4 / Hira.8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.470:1,4,5 Kolosiana 1,15 – 20 15 Izy no endrik’Andriamanitra tsy hita, ny Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao; 16 fa tao aminy no nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy et? ambonin’ny […]

Valinteny feno fahefana – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Valinteny feno fahefana Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 29 Jona 2026 Sal.86.11-13 / Hira. 482.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.640 Marka 12,28 – 34 28 Dia nanatona an’i Jesosy ny mpanora-dalàna anankiray, izay efa nahare ny niadiany hevitra tamin’ny Sadoseo ka nahalala fa namaly azy tsara Izy, dia nanontany Azy hoe: Ny didy […]

Derao ny Tompo – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Derao ny Tompo Mofonaina anio: Alahady, faha 28 Jona 2026 Sal.107,1-3 / Hira. 15 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira. F.45 1 Tantara 16,28 – 36 28 Ry firenena, manomeza an’i Jehovah, eny, manomeza voninahitra sy hery ho an’i Jehovah. 29 Manomeza an’i Jehovah ny voninahitry ny anarany; Mitondrà fanatitra, ka mankanesa eo […]

Ny fampianaran’i Jesoa – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fampianaran’i Jesoa Mofonaina anio: Asabotsy, faha 27 Jona 2026 Sal.119,105-112 / Hira.243 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.6 Matio 7,24 – 29 24 Koa amin’izany na zovy na zovy no mandre izany teniko izany ka mankatò azy, dia hoharina amin’ny lehilahy manan-tsaina izy, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ny vatolampy. 25 Ary […]

Maneho ny heriny amin’ny alalan’ny mpanompony ny Tompo.

by Mofonaina–SA-FJKM

Maneho ny heriny amin’ny alalan’ny mpanompony ny Tompo. Mofonaina anio: Zoma, faha 26 Jona 2026 Sal.72,18-19 / Hira. 20 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira. 643 Salamo 103,19 – 22 19 Jehovah efa nampitoetra ny seza fiandrianany any an-danitra; Ary ny fanjakany manapaka izao tontolo izao. 20 Misaora an’i Jehovah, ianareo anjeliny, Dia […]

Manana fahefana miavaka Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Manana fahefana miavaka Andriamanitra Mofonaina anio: Alakamisy, faha 25 Jona 2026 Sal. 138,1-3/Hira. 24 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.F.48 Lioka 1,8 – 17 8 Ary nony nanao raharaham-pisoronana teo anatrehan’Andriamanitra Zakaria araka ny fifandimbiasan’ny antokony, 9 araka ny fanao amin’ny fisoronana, dia anjarany araka ny filokana ny hiditra ao amin’ny tempolin’ny Tompo […]

Fanehoana ny fankatoavana an’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Fanehoana ny fankatoavana an’Andriamanitra Mofonaina anio: Alarobia, faha 24 Jona 2026 Sal.48,1-3/Hira.241/1,2/Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489 Ezra 6,13 – 18 13 [Ny nahavitana ny tempoly, sy ny nitokanana azy] Ary tamin’izany Tatenay, governora amin’ny et? an-dafin’ny ony et?, sy Setarabozenay mbamin’ny namany dia nankato marina izany teny efa nampitondrain’i Dariosy ho any […]

Hanao fitsarana Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Hanao fitsarana Andriamanitra Mofonaina anio: Talata, faha 23 Jona 2026 Sal.108,1-5 / Hira 171:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543 Joela 1,1 – 7 1 Ny tenin’i Jehovah, izay tonga tamin’i Joela, zanak’i Petoela. 2 [Filazana ny loza nanjo, ary fitarainana sy anatra noho izany] Henoy izao, ry anti-panahy! Ary mandrenesa, ianareo […]

Ny olona andrasan’ny Tompo hihaona Aminy

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona andrasan’ny Tompo hihaona Aminy Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 22 Jona 2026 Sal.96.1-6 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.480 Salamo 95,1 – 11 1 [Fiantsoana hivavaka amin’Andriamanitra sy hankatò ny teniny] Avia, aoka isika hihoby ho an’i Jehovah; Aoka isika hanao feo fifaliana ho an’ny Vatolampy famonjena antsika. 2 […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro