Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

3140 of 1272 items

Jesoa Kristy Tompo – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Jesoa Kristy Tompo Mofonaina anio: Talata, faha 21 Aprily 2026 Sal 124 / Hira l46 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira FF5 Jaona 11,41 – 46 41 Dia nesoriny ny vato. Ary Jesosy dia nanandratra ny masony ka nanao hoe: Ray ô, misaotra Anao Aho, fa efa nihaino Ahy Hianao. 42 Raha Izaho, […]

Ho anao manana andraikitra manokana,

by Mofonaina–SA-FJKM

Ho anao manana andraikitra manokana, Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 20 Aprily 2026 Sal 89/ Hira 539 /Vavaka / Mofonaina/ Vavaka /Hira FF3 1 Korintiana 15,24 – 28 24 Ary rehefa afaka izany, dia avy ny farany, ka amin’izay dia hatolony ho an’Andriamanitra Ray ny fanjakana, rehefa nofoanany ny fanapahana rehetra sy ny fahefana rehetra ary […]

Ny mampiavaka ny olona matoky ny Tompo

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mampiavaka ny olona matoky ny Tompo Mofonaina anio: Alahady, faha 19 Aprily 2026 Sal 59 / Hira 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731 Deoteronomia 28,7 – 10 7 Hatolotr’i Jehovah ho resy eo anoloanao ny fahavalonao, izay mitsangana hiady aminao, ka lalana iray no hivoahany hanatona anao, fa lalana fito […]

Ny mampiavaka ny mpandresy – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mampiavaka ny mpandresy Mofonaina anio: Asabotsy, faha 18 Aprily 2026 Sal 18 / Hira 639 / Vavaka/ Mofonaina / Vavaka / Hira 635 2 Samoela 21,1 – 7 1 [Ny amin’ny mosary naharitra telo taona] Ary nisy mosary telo taona misesy tamin’ny andron’i Davida, ary Davida nanontany tamin*’i Jehovah. Dia hoy Jehovah: Avy amin’ny […]

Ny fiainan’ny Mpandresy – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fiainan’ny Mpandresy Mofonaina anio: Zoma, faha 17 Aprily 2026 Sal 68 / Hira171 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 627 Salamo 21,1 – 7 1 [Fisaorana atao rehefa miverina avy any an-tafika ny mpanjaka] Ho an’ny mpiventy hira. Salamo nataon’i Davida. Jehovah ô, ny herinao no hifalian’ny mpanjaka; ary endrey ny haben’ny […]

Ny vehivavy mpandresy – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny vehivavy mpandresy Mofonaina anio: Alakamisy, faha 16 Aprily 2026 Sal 15 / Hira 643 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka /Hiva 642 Ohabolana 14,1 – 3 1 Ny vehivavy hendry* dia samy manao ny tranony; Fa ny adala** kosa mandrava ny tranony amin’ny tànany.[*Heb. fahendren’ny vehivavy][**Heb. fahadalana] 2 Mandeha mahitsy izay matahotra an’i Jehovah; […]

Mifalia, avy ny mpanjakanao – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Mifalia, avy ny mpanjakanao Mofonaina anio: Alarobia, faha 15 Aprily 2026 Sal 25, 1-4 / Hira 39 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 445 Zakaria 9,9 – 10 9 Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao*; Marina Izy sady manam-pamonjena**, Malemy fanahy sady […]

Ny finoana no mahavonjy sa i Jesoa Kristy?

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny finoana no mahavonjy sa i Jesoa Kristy? Mofonaina anio: Talata, faha 14 Aprily 2026 Sal 107, 1-3 / HF 13 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 444 Lioka 8,43 – 48 43 Ary nisy vehivavy anankiray narary* roa ambin’ny folo taona, izay efa nandany ny fananany rehetra tamin’ny mpanao fanafody, nefa tsy […]

Ny kristiana – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny kristiana Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 13 Aprily 2026 Sal 57, 7-11 / Hira 23 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 465, 1-4 Filipiana 2,5 – 8 5 Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin’i Kristy Jesosy koa, 6 Izay, na dia nanana ny endrik’Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra […]

Izao tontolo izao – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Izao tontolo izao Mofonaina anio: Sal 128 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka/ Hira 487, 1-2-3 1 Jaona 5,4 – 5 4 Fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika. 5 Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro