Ny tokony ho fiainan’ny mpanompo
Ny tokony ho fiainan’ny mpanompo Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 10 Aogositra 2026 Sal 103.1-3 / Hira 167,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 734. 3 Kolosiana 3,22 – 25 22 Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin’ny zavatra rehetra, tsy amin’ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin’olona, fa amin’ny […]