Mofonaina 11 Jan 2023: Isa 45⁹-¹³:1.Jehovah MPAHARY no mandrindra sy mandamina …
Mofonaina 11 Jan 2023: Isa 45⁹-¹³: 1.Jehovah MPAHARY no mandrindra sy mandamina ny zavatra rehetra. Izy no nahary ny loza (and.7). Misy antony ny nahatonga ny fahababoan’ny Zanak’Isiraely. Izy ihany no naniraka ny mpanavotra na mpanapaka. Raha eto dia Kyrosy no nataony fitaovana hamerina ny olony antanindrazana (and.1-6). Ny Anton’ny fihantsoana an’i Kyrosy sy fanafahana […]