Mofonaina 24 Mars 2023: Mat 9/9-13 Fiantsoana an’i Matio ho isan’ny Apostoly no …
Mofonaina 24 Mars 2023: Mat 9/9-13 Fiantsoana an’i Matio ho isan’ny Apostoly no hita eto. Levy no anarany, fa Jesoa no nanome ny anarana hoe Matio. Matio= fanomezan’Andriamanitra; misy koa milaza hoe matanjaka, mitombandahy. Teo ampamorian-ketra izy no nantsoin’i Jesoa hoe: Andeha hanaraka Ahy. Tsy nisy fanontaniana, tsy nisy fisalasalana, fa avy hatrany dia nandeha. […]
