Fanazavana Mofonaina

6170 of 93 items

Fanazavana Mofonaina entin’ny Mpit. Soloharison D. Ratefinjanahary sy ireo Mpitandrina zanaky ny Fiangonana.

Mofonaina 3 Jona 2023: Jao 5¹-⁹ 1-Manafaka amin’ny aretina ny Tompo. Asa telo n…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 3 Jona 2023: Jao 5¹-⁹ 1-Manafaka amin’ny aretina ny Tompo. Asa telo no nataon’i Jesoa: nampianatra, nitory, nanasitrana (Mat 4²³). Ny fitondrany ny otan’ny olombelona sy ny fanasitranana no nanekeny ho faty eo amin’ny hazofijaliana (1Pet 2²⁴). Koa rehefa nanafaka tamin’ny fahotana ka namela heloka IZY, dia nanasitrana. Koa ny tenin’ny hoe “te-ho sitrana […]

Mofonaina 30 May 2023: Jao 15²⁶-²⁷ Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 30 May 2023: Jao 15²⁶-²⁷ Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy amin’ny Ray, dia ny Fanahin’ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin’ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy. Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin’ny voalohany. Ny Fanahy Masina dia : 1-IRAKA. Jesoa no […]

Mofonaina 29 May 2023: Ezek 11¹⁴-²¹ Ny asan’ny Fanahy Masina izay sarobidy indri…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 29 May 2023: Ezek 11¹⁴-²¹ Ny asan’ny Fanahy Masina izay sarobidy indrindra dia: 1- Manaisotra ny faharatsiana. Ny faharatsiana tena tsy zakan’i Jehovah dia ny fanompoantsampy. Ny olona nandray ny Fanahy Masina dia miandany tanteraka amin’izany ka Manaisotra ny sarinjavatra voasokitra rehetra ary mitodika amin’i Jehovah. Hesorina avokoa izay mampalahelo an’i Jehovah, ka manao […]

Mofonaina 25 May 2023: Isa.61¹-³ NY VOAHOSOTR’I JEHOVAH TAMIN’NY HERIN’NY FANAHY…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 25 May 2023: Isa.61¹-³ NY VOAHOSOTR’I JEHOVAH TAMIN’NY HERIN’NY FANAHY MASINA. 1-IZA NO VOAHOTRA? Ny amin’ny voahosotr’i Jehovah no lohateny eto. Tena manondro an’i Jesoa Kristy izany. IZY no nandray izany tamin’ny nanaovana batisa AZY. Raha vao niakatra avy tamin’ny rano IZY, dia nidina teo AMINY ny Fanahy Masina ary Jehovah niteny hoe: “Ity […]

Mofonaina 23 May 2023: Mar 3²⁰-³⁰ 1-JESOA KRISTY TSY MIRAY AMIN’I BELEZBOBA. Efa…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 23 May 2023: Mar 3²⁰-³⁰ 1-JESOA KRISTY TSY MIRAY AMIN’I BELEZBOBA. Efa niady tamin’i Belzeboba, mbola miady ary handrava azy sy ny miaramilany rehetra no fototra sy anto-pisian’i Jesoa Kristy. Hazavainy eto fa ho rava ny fanjakana miady antrano, na ankohonana miady an-trano. Raha Satana no manohitra ny tenany, dia tahaka ny olona mamono […]

Mofonaina 22 May 2023: Sal 143⁷-¹² SAROBIDY NY FAHORIANA 1-MAMPITODIKA AMIN’I JE…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 22 May 2023: Sal 143⁷-¹² SAROBIDY NY FAHORIANA 1-MAMPITODIKA AMIN’I JEHOVAH ANDRIAMANITRA. Tena ratsy tokoa ny fahoriana, satria mandreraka izay voany, ary mitondra ho amin’ny famoizampo. Davida eto dia efa eo ambaravaram-pasana, efa ho faty (and.7). Tsara dia tsara kosa satria mampitodika amin’i Jehovah mba hahazoana fiarovana na ARO= Antoka, Rehareha, Onim-pahasoavana. IZY tokoa […]

Mofonaina 20 May 2023: Efes 4¹-¹⁰ 4³: “mazoto mitana ny firaisana avy amin’ny Fa…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 20 May 2023: Efes 4¹-¹⁰ 4³: “mazoto mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy amin’ny fehim-pihavanana” Andriamanitra miasa ho amin’ny fampiraisana ny Fanahy Masina. Tsy misy afa-tsy io fampiraisana io no asan’ny Fanahy Masina. Tsy mahagaga raha Miverina im-7 ny teny hoe: “iray”. 1-Iray ny tena, 2- iray ny Fanahy, 3- fanantenana iray, 4- iray […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro