Source
Fanazavana Mofonaina
Fanazavana Mofonaina entin’ny Mpit. Soloharison D. Ratefinjanahary sy ireo Mpitandrina zanaky ny Fiangonana.
Mitohy ny Tafika Masina Antanimasaka SP/38
Mitohy ny Tafika Masina Antanimasaka SP/38 Source
Source
Mofonaina 30 Jona 2023: Sal 124¹-⁸ Ny mofonaina anio dia fampitodihana tamin’ny…
Mofonaina 30 Jona 2023: Sal 124¹-⁸ Ny mofonaina anio dia fampitodihana tamin’ny lasa, sy fisaorana ankehitriny, ary fibanjinana ny ho avy. 1-nomba Jehovah tamin’ny lasa. Ny matoanteny rehetra eo amin’ny and.1-5 dia amin’ny fotoana lasa tsy miverina (temps parfait, aoriste amin’ny grika). Nomba Jehovah. Raha tsy izany: efa voatelina, efa difotra, efa safotra. Fa noho […]
Source
Mofonaina 1 Jolay 2023: 2Pet 1⁸-¹¹ HEHERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. Io no lohahevi…
Mofonaina 1 Jolay 2023: 2Pet 1⁸-¹¹ HEHERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. Io no lohahevitra amin’ity volana Jolay ity. Tsy fifidianana ara- nofo fa ara-panahy. IZY TOMPO rahateo no mifidy, fa tsy tsy ny olona. Koa araka ny mofonaina anio dia ny fampitoerana ny fifidianana (and.10) no heveriko hosainintsika. 1-MIHEVITRA NY TOMPO MPIFIDY. Ireto no azo amintinana […]
Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana? Ohabolana …
Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana? Ohabolana 8¹ Mivavaka ho anareo rehetra mitarika CEPE. Jesoa Kristy no hanome ny Fanahy Masina hanolotsaina sy hampahery anareo. Mirary soa Source
Mofonaina 27 Jona 2023: Mar 9¹⁴-²⁹ Ny nahasitranan’i Jesoa zazalahy azom-panahy …
Mofonaina 27 Jona 2023: Mar 9¹⁴-²⁹ Ny nahasitranan’i Jesoa zazalahy azom-panahy moana sy marenina no eto. Ny hevi-dehibe misongadina, ankoatry ny fanasitranana, dia ny fananarana sy fanitsiana: na ny rain’ilay zaza na ny mpianatra 1-fanitsiana ny rain’ilay zazalahy. Ny and.18 dia misy fanomezantsiny nataony tamin’ny mpianatra. Tsy ny finoan’ny mpianatra ihany no hahatanteraka ny fanasitranana, […]
Témoignages Puissants sur TikTok
Mivavaha mandrakariva ka aza mety reraka. Ireto misy antony hivavahantsika: ho fanampiana anao: – Ny fiainanao: na ao amin’ny fifaliana na ao amin’ny faharatsiana – Ny an’ny manodidina anao: havana, ray, reny, zoky, zandry, fiaraha-monina, firenena. – Ny asan’ny tsirairay: mba ho araky ny sitrapon’Andriamanitra ny atao. Na aiza na aiza, na inona na inona […]
Mofonaina 24 Jona 2023: Sal 31¹-⁸ And.7-8: Hifaly sy ho ravoravo amin’ny famindr…
Mofonaina 24 Jona 2023: Sal 31¹-⁸ And.7-8: Hifaly sy ho ravoravo amin’ny famindram-ponao aho; fa nahita ny fahantrako Ianao, ka nahafantatra ny fahorian’ny fanahiko, ary tsy mba nangeja ahy teo an-tanan’ny fahavalo; fa efa nampitoetra ny tongotro eo amin’ny malalaka Ianao. Davida miravo amin’ny Mpamonjy satria namindrany fo ary nafahany. 1-Misaotra noho ny famindrampon’i Jehovah. […]




