Mofonaina 23 Jona 2023: Lio 7¹-¹⁰ And.6-7: “Tompoko, aza manahirana ny tenanao I…
Mofonaina 23 Jona 2023: Lio 7¹-¹⁰ And.6-7: “Tompoko, aza manahirana ny tenanao Ianao; fa tsy miendrika hidiranao ao ambanin’ny tafon-tranoko aho. Koa na dia ny tenako aza dia nataoko fa tsy miendrika hankeo aminao; fa mitenena ihany, dia ho sitrana ny ankizilahiko.” Ny olon’afaka dia tsy mijery ny voninahitry ny tenany fa mijery ny voninahitry […]