Mofonaina

91100 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo

by Mofonaina–SA-FJKM

Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 01 Jona 2026 Sal 93. 1-5 / Hira 205: 1/Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 205: 3 2 Tantara 20,1 – 12 1 [Ny nandehanan’ny Moabita sy ny namany hiady tamin’ny Joda, ary ny vavaka nataon’i Josafata, sy ny namonjen’Andriamanitra azy] Ary nony afaka izany, […]

Ny tena mpitory ny filazantsara

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny tena mpitory ny filazantsara Mofonaina anio: Alahady, faha 31 Mey 2026 Sal 135. 1-4 / Hira 217 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 307 Romana 15,14 – 21 14 Fa izaho koa, ry rahalahiko, dia matoky ny aminareo fa feno fahatsarana ianareo sady mahay mifananatra koa. 15 Kanefa amin’ny fahasahiana no anoratako […]

Ny tena fivavahana marina – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny tena fivavahana marina Mofonaina anio: Asabotsy, faha 30 Mey 2026 Sal 145. 1-7 / Hira 226 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / FF 10 Jaona 4,19 – 24 19 Hoy ravehivavy taminy: Tompoko, hitako fa mpaminany Hianao. 20 Ny razantsika nivavaka teto amin’ity tendrombohitra ity; fa ianareo kosa milaza fa any Jerosalema no […]

Andriamanitra mihevitra ny vahoakany – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Andriamanitra mihevitra ny vahoakany Mofonaina anio: Zoma, faha 29 Mey 2026 Sal 8. 1-5 / Hira 171 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 98 Isaia 44,1 – 5 1 Fa ankehitriny dia mihainoa, ry Jakoba, mpanompoko, sy ry Isiraely, izay nofidiko; 2 Izao no lazain’i Jehovah Izay nahary anao sy namorona anao hatrany […]

Ny fahatongavan’ny Fanahy Masina – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fahatongavan’ny Fanahy Masina Mofonaina anio: Alakamisy, faha 28 Mey 2026 Sal 113. 1-9 / Hira 194 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 183 Asan’ny Apostoly 2,1 – 4 1 [Ny nilatsahan’ny Fanahy Masina tamin’ny Andro Pentekosta, sy ny tori-teny nataon’i Petera tamin’izany] Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin’ny fitoerana […]

Ny batisan’i Jesoa – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny batisan’i Jesoa Mofonaina anio: Alarobia, faha 27 Mey 2026 Sal 111.1-6 / Hira167 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 187 Lioka 3,21 – 22 21 Ary rehefa natao batisa ny vahoaka rehetra, ary Jesosy koa efa natao batisa sy nivavaka, dia nisokatra ny lanitra; 22 ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny, […]

Ny Kristiana mijoro vavolombeloan’i Kristy

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny Kristiana mijoro vavolombeloan’i Kristy Mofonaina anio: Talata, faha 26 Mey 2026 Sal 107.1-6 / Hira 14 /Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 488 Filipiana 1,27 – 30 27 Fa hany ataoko: aoka ny fitondran-tenanareo ho miendrika ny filazantsaran’i Kristy, mba handrenesako ny toetrareo (na ho tonga aho ka hahita anareo, na tsy ho […]

Ny mpianatr’i Jesoa Kristy – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpianatr’i Jesoa Kristy Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 25 Mey 2026 Sal 103.1-5 / Hira 164 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 303 Jaona 20,21 – 23 21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan’ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa. 22 Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy […]

Saro-piaro amin’ny anarany Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Saro-piaro amin’ny anarany Andriamanitra Mofonaina anio: Alahady, faha 24 Mey 2026 Sal 48. 1-3 / Hira 240 /Vavaka / Mofonaina /Vavaka / Hira 489 Ezekiela 36,22 – 30 22 Koa atsovy amin’ny taranak’Isiraely hoe: Izao no lazain’i Jehovah Tompo: Tsy noho ny aminareo no anaovako izany, ry taranak’Isiraely, fa noho ny anarako, masina, izay nolotoinareo […]

Ny tena kristiana marina tokoa

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny tena kristiana marina tokoa Mofonaina anio: Asabotsy, faha 23 Mey 2026 Sal 103.1-6 / Hira 1 / Vavaka /  Mofonaina / Vavaka / Hira 454 Galatiana 5,22 – 25 22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana, 23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany. 24 Fa […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro