Mofonaina

8190 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

I Kristy – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

I Kristy Mofonaina anio: Alakamisy, faha 11 Jona 2026 Sal 89.1-4/Hira 164: 1/ Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 164: 2, 3 Hebreo 3,1 – 6 1 [Fampitahana an’i Kristy sy Mosesy] Koa amin’izany, ry rahalahy masina, mpiombona ny fiantsoana avy any an-danitra, hevero ny Apostoly sy Mpisoronabe Izay ekentsika, dia Jesosy, 2 Izay mahatoky ny nanendry Ary, tahaka an’i […]

Mahatsiaro i Jehovah – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Mahatsiaro i Jehovah Mofonaina anio: Alarobia, faha 10 Jona 2026 Sal 92,12-15 / Hira 170: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira170: 2 Zakaria 9,9 – 10 9 Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao*; Marina Izy sady manam-pamonjena**, Malemy fanahy sady mitaingina […]

Tompo mahafinaritra i Jesoa – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Tompo mahafinaritra i Jesoa Mofonaina anio: Talata, faha 09 Jona 2026 Sal 150. 1-6 / Hira 6: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 6: 2 Matio 20,20 – 23 20 Ary tamin’izany dia nanatona an’i Jesosy ny renin’ny zanak’i Zebedio mbamin’ny zananilahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra taminy. 21 Ary hoy Izy […]

Ny fahefan’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fahefan’Andriamanitra Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 08 Jona 2026 Sal 136.1-12 / Hira 16:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 16.2.3 Genesisy 1,1 – 5 1 [Ny namoronan’Andriamanitra izao tontolo izao] Tamin’ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. 2 Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no […]

Ny famonjen’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny famonjen’Andriamanitra Mofonaina anio: Alahady, faha 07 Jona 2026 Sal 140.1-4 / HF 24:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 24: 2, 3 Salamo 22,22 – 31 22 Hitory ny anaranao amin’ny rahalahiko aho; eo amin’ny fiangonana no hideràko Anao. 23 Hianareo izay matahotra an’i Jehovah, miderà Azy; ry taranak’i Jakoba rehetra, manomeza […]

Mankalazà an’i Jehovah – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Mankalazà an’i Jehovah Mofonaina anio: Asabotsy, faha 06 Jona 2026 Sal 144.1-4 / FF 24: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / FF 24: 2,3 Hagay 2,20 – 23 20 Ary tonga fanindroany tamin’i Hagay ny tenin’i Jehovah tamin’ny andro fahefatra amby roa-polo nanao hoe: 21 Lazao amin’i Zerobabela, governora any Joda, hoe: Hampihorohoroiko […]

Jesoa mamangy – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Jesoa mamangy Mofonaina anio: Zoma, faha 05 Jona 2026 Sal 147.1-6 / Hira 24: 1 / Vavaka / Mofonaina Vavaka / Hira 24: 2, 3 Marka 1,21 – 28 21 Ary nankany Kapernaomy izy ireo; nony tamin’ny Sabata, dia niditra tao amin’ny synagoga niaraka tamin’izay Jesosy ka nampianatra. 22 Dia talanjona ny olona tamin’ny fampianarany, […]

Jehovah Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Jehovah Andriamanitra Mofonaina anio: Alarobia, faha 03 Jona 2026 Sal 95. 1-5 / Hira 206:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 206:2 Salamo 89,5 – 14 5 Ary ny lanitra hidera ny fahagagana ataonao, Jehovah ô, Ary ny fahamarinanao koa ao amin’ny fiangonan’ny olo-masina. 6 Fa iza any an-danitra no mitovy amin’i Jehovah? […]

Ny FANAHY MASINA – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny FANAHY MASINA Mofonaina anio: Talata, faha 02 Jona 2026 Sal 100 / Hira 171: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 171: 2 Asan’ny Apostoly 1,1 – 11 1 [Fitarihan-teny sy filazana ny nanafaran’i Jesosy ny mpianany, sy ny nisarahany taminy, raha niakatra ho any an-danitra] Ry Teofilo, ilay boky voalohany dia […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro