Mofonaina

101110 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Ny fahendrena avy amin’ Andriamanitra

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fahendrena avy amin’ Andriamanitra Mofonaina anio: Zoma, faha 22 Mey 2026 Sal 100.1-3 / Hira 165 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 432 1 Mpanjaka 3,26 – 28 26 Fa niteny tamin’ny mpanjaka ravehivavy, renin’ny zaza velona satria nandevilevy ny fony noho ny amin’ny zanany ka nanao hoe: Tompokolahy ô, trarantitra ianao, […]

Fahotana eo anatrehan’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Fahotana eo anatrehan’Andriamanitra Mofonaina anio: Alakamisy, faha 21 Mey 2026 Sal 46.1-3 / Hira 36 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 461 Jeremia 3,1 – 5 1 Fa hoy Izy*: Raha misy lehilahy misao-bady, ary efa miala ravehivavy ka vadin’olon-kafa, moa mahazo miverina aminy indray va ralehilahy? Tsy haloto tokoa va izany tany […]

Ny toetra takiana amin’ny olom-boaantso

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny toetra takiana amin’ny olom-boaantso Mofonaina anio: Alarobia, faha 20 Mey 2026 Sal 95.1-5 / Hira18 /Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 534 Efesiana 4,1 – 4 1 [Fananarana azy mba hifanara-tsaina sy haharitra ary handroso tsara] Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin*’ny Tompo, dia mangataka aminareo mba handeha miendrika ny fiantsoana […]

Ny fitondrana an’i Jesoa zaza niakatra tao Jerosalema

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fitondrana an’i Jesoa zaza niakatra tao Jerosalema Mofonaina anio: Talata, faha 19 Mey 2026 Sal 47. 1-9 / Hira 15 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 248 Lioka 2,22 – 28 22 Ary rehefa tapitra ny andro fidiovany, araka ny lalàn’i Mosesy, dia nitondra Azy niakatra tany Jerosalema izy mba hatolotra ho […]

Ny vahaolana mahomby eo amin’ny fiainam-piangonana

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny vahaolana mahomby eo amin’ny fiainam-piangonana Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 18 Mey 2026 Sal 29. 1-9 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 306 Nomery 11,24 – 27 24 Dia nivoaka Mosesy ka nilaza ny tenin’i Jehovah tamin’ny olona; dia nanangona fito-polo lahy tamin’ny loholon’ny firenena izy ka nampitoetra azy manodidina […]

Ny fahazoana valim-bavaka – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fahazoana valim-bavaka Mofonaina anio: Alahady, faha 17 Mey 2026 Sal 18. 1-3 / Hira 241 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305 Lioka 11,9 – 13 9 Ary hoy izaho aminareo: Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo. 10 Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay […]

Maneho ny voninahitr’ Andriamanitra ny Mesia

by Mofonaina–SA-FJKM

Maneho ny voninahitr’ Andriamanitra ny Mesia Mofonaina anio: Asabotsy, faha 16 Mey 2026 Salamo 19.1-5 / Hira 7 /Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 78 Isaia 11,1 – 5 1 [Ny amin’ny famonjena hataon’Ilay Solofon’i Davida, sy ny hira fiderana hatao amin’izany] Ary hisy Solofo mitsimoka eo amin’ny fototr’i Jese, ary hisy mitrebona avy […]

Toe-panahy mendrika ny Filazantsara – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Toe-panahy mendrika ny Filazantsara Mofonaina anio: Zoma, faha 15 Mey 2026 Sal 71.14-19 / Hira 201/Vavaka / Mofonaina /Vavaka / HF 18 Kolosiana 3,1 – 4 1 [Ny tokony hanariana ny asan’ny nofo sy ny hitondran-tena miendrika ny filazantsara] Koa raha niara-natsangana tamin’i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin’ny itoeran’i Kristy, […]

Ny niakaran’i Jesoa tany an-danitra

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny niakaran’i Jesoa tany an-danitra Mofonaina anio: Alakamisy, faha 14 Mey 2026 Sal 24. 1-5 / Hira 150 / Vavaka / Mofonaina /Vavaka / Hira 133.1,4 Lioka 24,44 – 53 44 Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay nolazaiko taminareo, fony mbola tao aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nanoratana Ahy […]

Resin’i Jesoa ny fakam-panahy – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Resin’i Jesoa ny fakam-panahy Mofonaina anio: Alarobia, faha 13 Mey 2026 Sal 119.105-112/ Hira 171.1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 261 Matio 4,1 – 11 1 Ary Jesosy dia nentin’ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain’ny devoly* fanahy.[*Devoly = mpiampanga, na mpanendrikendrika] 2 Ary nifady hanina efa-polo andro sy efa-polo alina Izy, koa […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro