Aza miala amin’Andriamanitra! – FJKM
Aza miala amin’Andriamanitra! Mofonaina anio: Alahady, faha 03 Mey 2026 Sal 130.6-8 / Hira 5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 5I 2 Tantara 15,1 – 2 1 [Ny nananaran’i Azaria mpaminany an’i Asa, ary ny fahazotoan’i Asa handrava ny fivavahana tsy marina sy hanangana indray ny fivavahana amin’i Jehovah] Ary ny Fanahin’Andriamanitra […]