Ilay Andriamanitra fitiavana – FJKM
Ilay Andriamanitra fitiavana Mofonaina anio: Alakamisy, faha 23 Aprily 2026 Sal. 16 / Hira 167 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 7 Romana 8,31 – 36 31 Inona ary no holazaintsika ny amin’izany zavatra izany? Raha Andriamanitra momba antsika, iza no hahatohitra antsika? 32 Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika […]