Mofonaina

151160 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Vita ny famonjena – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Vita ny famonjena Mofonaina anio: Zoma, faha 03 Aprily 2026 Sal 105: 1-8 / Hira 42,1-2-3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF32 Lioka 23,44 – 49 44 Ary rehefa tokony ho tamin’ny ora fahenina, dia maizina ny tany rehetra ka naharitra hatramin’ny ora fahasivy izany, 45 satria nihamaizina ny masoandro, ary triatra misasaka […]

Tsy ny avo feo akory no mañana ny fahamarinana

by Mofonaina–SA-FJKM

Tsy ny avo feo akory no mañana ny fahamarinana Mofonaina anio: Alakamisy, faha 02 Aprily 2026 Sal 136,1-6 / Hira 1,1,2,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 261:1,2,6 Lioka 23,20 – 25 20 Ary satria tian’i Pilato halefa Jesosy, dia niteny indray izy. 21 Fa ny olona niantso kosa ka nanao hoe: Homboy, […]

Ny iraka rehetra dia miaraka amin’ny fahefana

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny iraka rehetra dia miaraka amin’ny fahefana Mofonaina anio: Alarobia, faha 01 Aprily 2026 Sal 95, 1-5 / HF 9 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 630 Lioka 8,22 – 25 22 Ary tamin’ny andro anankiray dia niondrana an-tsambokely Jesosy sy ny mpianany; ary hoy Izy taminy: Andeha isika hankeny am-pitan’ny farihy; dia […]

Ny fanomanana ny Paska – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fanomanana ny Paska Mofonaina anio: Talata, faha 31 Martsa 2026 Sal 96. 1-5 / Hira 5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 630 Lioka 22,1 – 4 1 Ary efa mby akaiky ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay andro atao hoe Paska. 2 Ary ny lohan’ny mpisorona […]

Ny fiainana kristiana – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fiainana kristiana Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 30 Martsa 2026 Sal 108. 1-4 / Hira 39.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 530 Lioka 6,32 – 39 32 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay […]

Ilay Mpanjakan’i Ziona – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ilay Mpanjakan’i Ziona Mofonaina anio: Alahady, faha 29 Martsa 2026 Sal 106. 1-5 / Hira 167 / Vavaka/ Mofonaina / Vavaka / HF 47 Zakaria 9,9 – 11 9 Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao*; Marina Izy sady manam-pamonjena**, Malemy fanahy sady mitaingina boriky […]

Mitarika ho amin’ny fandinihan-tena ny Tompo

by Mofonaina–SA-FJKM

Mitarika ho amin’ny fandinihan-tena ny Tompo Mofonaina anio: Asabotsy, faha 28 Martsa 2026 Sal 100 / Hira 3.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka /Antema 5 1 Timoty 1,12 – 16 12 Misaotra an’i Kristy Jesosy Tompontsika aho, Izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin’ny fanompoana, 13 dia izaho, izay mpiteny […]

Aza mitsara – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Aza mitsara Mofonaina anio: Zoma, faha 27 Martsa 2026 Sal 117.1-4 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 476.1.2 Matio 7,1 – 5 1 Aza mitsara, mba tsy hotsaraina ianareo. 2 Fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo; ary araka ny ohatra ataonareo no hanoharana ho anareo. 3 Ary nahoana […]

Tsy hireharehana ny fiantsoan’Andriamanitra – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Tsy hireharehana ny fiantsoan’Andriamanitra Mofonaina anio: Alakamisy, faha 26 Martsa 2026 Sal 105.1-6 / Hira 17. 1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 338 1 Korintiana 1,26 – 31 26 Fa hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy, fa tsy firy no olon-kendry araka ny nofo, tsy firy no olona mahery, tsy firy no […]

Ny mpanompo miroso amin’ny fandinihan-tena.

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpanompo miroso amin’ny fandinihan-tena. Mofonaina anio: Alarobia, faha 25 Martsa 2026 Sal 117 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 470.1,2 Salamo 51,1 – 12 1 [Fifonan’ny manan-keloka mba hahafahan’ny helony sy hodian’ny fifaliany amin’Andriamanitra] Ho an’ny mpiventy hira. Salamo nataon’i Davida, fony Natana mpaminany nankao aminy rehefa naka an’i […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro