Mitarika ho amin’ny fandinihan-tena ny Tompo
Mitarika ho amin’ny fandinihan-tena ny Tompo Mofonaina anio: Talata, faha 24 Martsa 2026 Sal.103.20-22 / Hira 20 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 471 1 Tantara 28,8 – 10 8 Ary ankehitriny, eto anatrehan’ny Isiraely rehetra, fiangonan’i Jehovah, sy eto anatrehan’Andriamanitsika, tandremo sy diniho ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo rehetra, mba hahatananareo ity tany […]