Ny kristiana – FJKM
Ny kristiana Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 13 Aprily 2026 Sal 57, 7-11 / Hira 23 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 465, 1-4 Filipiana 2,5 – 8 5 Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin’i Kristy Jesosy koa, 6 Izay, na dia nanana ny endrik’Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra […]