Mofonaina

181190 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Ny fanatitra tsara indrindra ho an’Andriamanitra

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny fanatitra tsara indrindra ho an’Andriamanitra Mofonaina anio: Alakamisy, faha 05 Martsa 2026 Sal 29. 1.2 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 446 Mika 6,6 – 8 6 Inona no ho entiko manatona an’i Jehovah Sy miondrika eo anatrehan’Andriamanitra Izay any amin’ny avo? Hanatona Azy mitondra fanatitra dorana Sy ny […]

Ny olona miaina ao anatin’ny alahelo

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona miaina ao anatin’ny alahelo Mofonaina anio: Alarobia, faha 04 Martsa 2026 Sal.32. 5-7 / Hira 167 1, 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 22 Fitomaniana 3,37 – 45 37 [MEMA] Iza moa no miteny, ka dia mahatonga izany, raha tsy zavatra efa nodidian’ny Tompo? 38 Tsy avy amin’ny vavan’ny Avo […]

Ny olona manana an’i Kristy

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona manana an’i Kristy Mofonaina anio: Talata, faha 03 Martsa 2026 Sal.1.1-6 / HF 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305 2 Korintiana 13,5 – 14 5 Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin’ny finoana ianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy fantatrareo va ny amin’ny tenanareo, fa ao anatinareo […]

« Mofon’aina, Sakafo sahaza ny Fanahy »

by Mofonaina–SA-FJKM

Sal.4:1-5 / Hira 151,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 499.3 Mpino mahatoky llaina tokoa ny fahaizana amam-pahalalana norantovina ho enti-manatanteraka ny asa fanompoana. Ambonin’izany anefa ny toetra mahatoky mba tsy… Alakamisy, faha 27 Aogositra 2026 source_link]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro