Mofonaina

491500 of 1251 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alahady 13 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

2Korintiana 4. 16-18 Ny olona miatrika fahoriana 1. Matoky an’Andriamanitra (And. 16) Nandalo fanenjehana sy fisendrana mafy sy maro samihafa…..

Sabotsy 12 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Ezekiela 18. 23-32 Andriamanitra Marina 1. Mitaona ny olona hibebaka «Mitodiha, ka mibebaha amin’ny fahadisoanareo rehetra..» (And. 30) Teny fampanantenana…..

Zoma 11 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Lioka 5. 33-39 Ny fampianaran’i Jesoa Kristy 1. Mahaleo tena « Tsy misy olona mandriatra lamba vaovao hanalany tapa-damba hatampina…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro