Sabotsy 16 Desambra 2023
Salamo 147.7- 20 Ankalazao ny Mpamonjy! Mitaona antsika hankalaza Azy ny mpanao Salamo satria : 1- Andriamanitra Mpahary Izy. Tanisain’ny…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Salamo 147.7- 20 Ankalazao ny Mpamonjy! Mitaona antsika hankalaza Azy ny mpanao Salamo satria : 1- Andriamanitra Mpahary Izy. Tanisain’ny…..
Isaia 12. 1-6 Ny andraikitry ny olom-boavonjy 1- Midera sy mankalaza an’Andriamanitra Niodina tamin’Andriamanitra ny olona ka nanompo andriamani-kafa, nanompo…..
Hebreo 2. 10-18 Ankalazao ny Mpamonjy! 1- Nahafoy ny ainy Izy. Nandao ny voninahiny i Jesoa Kristy mba hahafany mitondra…..
Jaona 4. 31-42 Ny finoana marina Asehon’ity mofonaina ity ny asa fanompoana notanterahin’ ilay vehivavy samaritana sy ny vokatr’ izany……
Salamo 8. 1-9 Ny fiderana an’Andriamanitra 1- Manapaka ny zavatra rehetra Izy«Jehovah, Tomponay ô, endrey ny voninahitry ny anaranao …».Ny…..
1 Jaona 4. 7-21 Mankalazà an’Andriamanitra, iaino ny fitiavana. 1- Manahaka an’Andriamanitra Hitantsika eto ny maha- Izy Azy an’Andriamanitra :…..
Matio 21:15-17 Ho an’ny sokajin’olona rehetra ny fankalazana Nanadio sy nametraka ny Tempoly amin’ny maha- izy azy i Jesoa. Ny…..
Eksodosy 15:11-18 Ny antony hankalazana an’Andriamanitra Ny Eks 15 dia hira fiderana an’Andriamanitra nataon’i Mosesy rehefa nahatsapa ny herin’ Andriamanitra…..
Salamo 34:1-10 Ny fiderana Ilay Mpamonjy Mitaona sy mitarika ny olona mba hidera an’Andriamanitra eo amin’ny androm-piainana manontolo ny mpanompo…..
Asa 13:44-48 Ny olona afaka hankalaza ny Mpamonjy 1-Mahay mihaino ny Tenin’Andriamanitra Liana fatratra tamin’ny fihainoana ny Tenin’ Andriamanitra notorian’i…..