Mofonaina

791800 of 1250 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Talata 30 Mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

JAONA 15.26-27 Ny Fanahy Masina araka ny tenin’i Jesoa 1-Mpananatra Manohy ny fampianarana sy ny fananarana nataon’i Jesoa Kristy ho…..

Alatsinainy 29 Mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

EZEKIELA 11.14-21 Ny Fanahy vaovao omen’Andriamanitra no : 1-Manafaka ny mpifatotra Mibahan-toerana eto amin’ny faminanian’i Ezekiela eto ity ny fampanantenana…..

Zoma 26 Mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

1 KORINTIANA 6.9-11 Ho an’iza ny fanjakan’Andriamanitra ? 1-Ho an’ny mpanota efa voasasa « olona tsy marina« no ilazana ny mpanota eto,…..

Alakamisy 25 Mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina ka manosotra ny mpanompony mba : 1-Hitondra ny Tenin’Andriamanitra Tena adidy lehibe sady tombotsoa goavana…..

Alarobia 24 Mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

LIOKA 12.8-12 Miasa ao amin’ny mpitory Filazantsara ny Fanahy Masina Mitodika manokana amin’ireo postoliny i Jesoa kristy ao anatin’ireo teny…..

Alatsinainy 22 Mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

SALAMO 143.7-12 Ny asan’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Fanahy Masina 1-Manoro izay làlan-kombana Mahatsiaro tena ho reraka tanteraka sy very hevitra ny…..

Alahady 21 Mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

NEHEMIA 9.29-31 1-Mananatra mafy Any amin’ny Filazantsara dia anisan’ny anarana ilazana ny Fanahy Masina mihitsy ny hoe : « mpaminany hafa »…..

Sabotsy 20 Mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

EFESIANA 4.1-10 Andriamanitra miasa ny Fanahy masina ka: 1-Mampiray ny fiangonana Tsy sitrak’Andriamanitra mihitsy ny isian’ny fizarazarana eo amin’ny fiangonana……

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro