Sabotsy 02 Septambra 2023
Asan’ny Apôstôly 5,17-28 Ny Mpitory Filazantsara 1- Afahana amin’ny fonja mihazona azy «Fa nisy anjelin’ny Tompo namoha ny varavaran’ny tranomaizina…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Asan’ny Apôstôly 5,17-28 Ny Mpitory Filazantsara 1- Afahana amin’ny fonja mihazona azy «Fa nisy anjelin’ny Tompo namoha ny varavaran’ny tranomaizina…..
Salamo 19 : 1-6 Ny fitoriana ny asan’Andriamanitra Raha miresaka ny filazana na fitoriana ny asan’Andriamanitra ny mpanao Salamo dia…..
Apokalypsy 12:10-12 10 Dia nahare feo mahery tany an-danitra aho nanao hoe: Ankehitriny dia tonga ny famonjena sy ny hery…..
Matio 9. 20-22 Ny herin’ny finoana ao anatin’ny olona 1-Mahatonga azy hahalala ny herin’i JesoaTeo an-dàlana hanasitrana ny zanakavavin’i Jairo…..
ROMANA 1.8-17 Ny fifalian’ny mpanompon’Andriamanitra 1-Ny lazan’ny finoan’ny hafa Misaotra an’Andriamanitra Rain’i Jesoa Kristy i Paoly raha manoratra ho an’ny…..
Titosy 1,10-16 10 Fa maro no maditra, mpitaria foana sy mpamitaka, indrindra fa avy amin’ny voafora 11 tsy maintsy hotampenam-bava…..
ROMANA 4.13-25 Mijoroa amin’ny finoana 1-Mba hohamarinina amin’ny finoana fa tsy amin’ny lalàna Ambaran’i Paoly amin’izao Soratra Masina izao fa…..
1 TESALONIANA 3.1-5 Ny mpanompon’Andriamanitra mijoro amin’ny finoana 1-Iharan’ny fahoriana sy ny fanenjehana Tsy afaka namangy ny mpino Tesaloniana i…..
APOKALYPSY 3.7-13 Mijoroa amin’ny finoana Filadelfia dia fiangonana nahatoky, satria sady nitana ny tenin’i Kristy no tsy mba nandà Azy…..
MARKA 6.25-34 Izay mijoro amin’ny finoana dia : 1-Hosamborina Naiditr’i Heroda am-ponja i Jaona mba hanginany. Tsy mahazaka ny fahamarinana…..