Mofonaina

891900 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Talata 13 Jona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Asan ‘ny Apostoly 16. 25 – 34 Manafaka ny Tompo 1-Ny teritery amin’ny asan’ny olona andavanandro ( And,27)Dia nahatsiaro ny…..

Alatsinainy 12 Jona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Fitomaniana 5. 1 – 22 Ny olona vontom-pahoriana mitady ny fitsaharana ao amin’AndriamanitraIreto andalan-tSoratra Masina ireto dia vavaka fitarainana amin’Andriamanitra…..

Alahady 11 Jiona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

JAONA 8.1-11 Jesoa no mpanafaka amin’ny fangejan’ny lalàna « izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy voalohany » (and7b) Raha ny…..

Zoma 09 Jiona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

LIOKA 1.68-75 Ny olona afaka amin’ny fanandevozan’ny ota no tena afaka manompo an’Andriamanitra « Hanao izay hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra…..

Alakamisy 08 Jiona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

JEREMIA 42.7-12 Fahafahana no iainan’ny vahoakan’Andriamanitra na dia fehezin’ny mpitondra azy aza ireo (and11,12) Tsy neken’ny vahoaka Jiosy mihitsy ny…..

Talata 06 Jiona 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

EKSODOSY 6.2-8 Ny tanjon’ny fahafahan’Andriamanitra ny olony 1-Dia ny tsy hanekeny ho andevon’olona (and6) « Izaho no Jehovah ary hitondra anareo…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro