Alarobia 24 Mey 2023
LIOKA 12.8-12 Miasa ao amin’ny mpitory Filazantsara ny Fanahy Masina Mitodika manokana amin’ireo postoliny i Jesoa kristy ao anatin’ireo teny…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
LIOKA 12.8-12 Miasa ao amin’ny mpitory Filazantsara ny Fanahy Masina Mitodika manokana amin’ireo postoliny i Jesoa kristy ao anatin’ireo teny…..
SALAMO 143.7-12 Ny asan’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Fanahy Masina 1-Manoro izay làlan-kombana Mahatsiaro tena ho reraka tanteraka sy very hevitra ny…..
NEHEMIA 9.29-31 1-Mananatra mafy Any amin’ny Filazantsara dia anisan’ny anarana ilazana ny Fanahy Masina mihitsy ny hoe : « mpaminany hafa »…..
EFESIANA 4.1-10 Andriamanitra miasa ny Fanahy masina ka: 1-Mampiray ny fiangonana Tsy sitrak’Andriamanitra mihitsy ny isian’ny fizarazarana eo amin’ny fiangonana……
SALAMO 11.1-7 Eto anivon’izao tontolo izao dia mitombo andro amana alina ny herisetra sy ny tsy rariny , izay miseho…..
MARKA 16.19-20 Nakarina ho any an-danitra i Jesoa Kristy 1-Satria vita ny famonjena Asehon’ity andinin-tsoratra masina eto ity fa tena…..
ROMANA 8.14-17 Ny Fanahin’Andriamanitra ao amin’ny olona 1-Fanahy maha-zanaka Araka izay ambaran’ny Soratra masina eto dia »mitarika » ny zanak’Andriamanitra ny Fanahin’Andriamanitra…..
1 SAMOELA 16.14-23 Ity tantaran’i Saoly sy Davida mpanjaka ity dia azo fintinina amin’ny hoe : i Saoly no fisan’Andriamanitra…..
MARKA 12.35-37 Jesoa no Mesia 1-Jesoa dia lehibe noho i Davida Ny fanantenan’ny ankamaroan’ny Jiosy tamn’ny andron’i Jesoa dia ny…..