Mofonaina

931940 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Alarobia 03 Mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

1 TESALONIANA 5.12-21 Kristiana mahay miara-monina Asehon’ny Soratra Masina antsika anio tokony ho fiaraha-monin’ny samy kristiana . 1-Kristiana manaja mpitondra…..

Talata 02 mey 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Matio 4,1-11 Azo resena ny fakampanahy Ireo fakampanahy nahazo an’i Jesoa tany an’efitra dia mety handavo antsika koa. Resin’i Jesoa…..

Sabotsy 29 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

EFESIANA 2.1-7 Efa maty ny olona noho ny fahadisoana sy ny fahotana Milaza ny fahadisoam-panantenana noho ny faharatsiana vitan’ny olona…..

Zoma 28 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

JAONA 21.15-19 Ny asa pastoraly ho an’i Petera Na dia tsy mitovy mihitsy aza ny fomba fitantaran’ny Filazantsara tsirairay ny…..

Alakamisy 27 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

EZEKIELA 34.20-31 Toe-javatra iray hain’ny olona loatra ny tontolon’ny fiandrasana ondry , satria hatrany am-piandohana dia isan’ny fihariam-pivelomana naha-izy azy…..

Alarobia 26 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

LIOKA 20.27-40 Ny fitsanganan’ny maty Misy ny tsy finoana ny fitsanganan’ny maty Antokom-pivavahana iray nisy tamin’ny andron’i Jesoa Kristy ny…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro