Mofonaina

11911200 of 1249 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Talata 22 Martsa 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

1 SAMOELA 2.27-36 Ny Tompo mamaly ny natao 1-Tandremo ny asa fanompoanao (and28) Nofidin’Andriamanitra ho amin’ny zara -fanompoana masina Ely…..

Alatsinainy 21 Martsa 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

JEREMIA 13.12-17 Mamaly ny faharatsiana ny Tompo Olona tsy nanaja ny fanekena nataony tamin’Andriamanitra no niantefan’ity faminaniana nataon’i Jeremia ity…..

Sabotsy 19 Martsa 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

HOSEA 10.12-15 Mamafaza voa mba hojinjana Ny fotoam-pamafazana no fotoana lehibe indrindra eo amin’ny mpamboly .Raha ratsy ny fotoana hamafazana…..

Zoma 18 Martsa 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

SALAMO 5.1-12 Mihaino vavaka Andriamanitra 1-Koa miresaha Aminy (and3) Raha miantso an’Andriamanitra isika  dia ireto  no tsarovy  araka izao  tonom-bavaka …..

Alarobia 16 Martsa 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

2 PETERA 2.4-16 Samy handray ny valin’asany isika 1-Hovonjena ny tsara fanahy « …fantatry ny Tompo izay hamonjena ny tsara fanahy… »(and9a)…..

Alarobia 16 Martsa 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

2 PETERA 2.4-16 Samy handray ny valin’asany isika 1-Hovonjena ny tsara fanahy « …fantatry ny Tompo izay hamonjena ny tsara fanahy… »(and9a)…..

Talata 15 Martsa 2022

by Mofonaina–SA-FJKM

ROMANA 3.9-20 Ny fanamarinan’Andriamanitra 1- Dia tsy avy amin’ny firazanana(and9) « Ahoana àry? Manan-kavaly va isika? Tsia, tsy akory fa efa…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro