Talata 19 Jolay 2022
1 TESALONIANA 1.1-10 Ny olona mandray ny Filazantsara 1-Tonga fianarana ho an’ny hafa « ka dia tonga fianarana ho an’ny mino…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
1 TESALONIANA 1.1-10 Ny olona mandray ny Filazantsara 1-Tonga fianarana ho an’ny hafa « ka dia tonga fianarana ho an’ny mino…..
2 TIMOTY 3.10-17 Ny olona mihazona ny fampianarana nomena azy 1-Miaritra fanenjehana « eny izay rehetra te-hivelona amin’ny toe-panahy araka an’Andriamanitra…..
Salamo 116. 12-19 Ny mpanompon’Andriamanitra 1- Misaotra an’Andriamanitra « Hianao no hanaterako fanati-pisaorana, ary ny anaran’i Jehovah no hantsoiko » (And, 17)…..
Salamo 116. 12-19 Ny mpanompon’Andriamanitra 1- Misaotra an’Andriamanitra « Hianao no hanaterako fanati-pisaorana, ary ny anaran’i Jehovah no hantsoiko » (And, 17)…..
LIOKA 5.1-11 Ny fandrenesana ny Tenin’i Jesoa Kristy 1-Mitondra fahombiazana « Ary rehefa nataony izany dia nahazo hazandrano be dia be…..
MATIO 8. 14-17 Ny nanasitranan’i Jesoa ny rafozambavin’i Petera nanavin’ny tazo sy marary hafa maro no tantaraina eto . Aseho…..
1 TIMOTY 6.1-16 Ny zara fanompoana an’Andriamanitra dia : 1-Tsy natao hitadiavana tombotsoa manokana « Fa ianao kosa ry lehilahin’Andriamanitra ,…..
Filemona 1-7 Tsikaritra amin’ny fomba fanoratr’i Paoly eto fa i Filemona dia: 1- Mpiara-miasa mahafatra-po (and. 1) « Filemona ilay malalanay…..
Josoa 2. 1-16 Ity tantara voalahatra ho antsika anio ity dia mampianatra artsika fa : 1- Hain’Andriamanitra ampiasaina ny jentilisa…..
Romana 1:1-12 Rehefa mijery ny fomba fanoratr’i Paoly sy no fomba filazany eto amin’ ity fitarihan-teny ataony ato amin’ny epistily…..