Alakamisy 07 Aprily 2022
Levitikosy 18. 1-5 Raràna ny olona tsy hanaraka ny fomba ratsin’ny tany nialany sy ny tany hidirany Nandevozin’ny Egyptiana nandritry…..
Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM
Levitikosy 18. 1-5 Raràna ny olona tsy hanaraka ny fomba ratsin’ny tany nialany sy ny tany hidirany Nandevozin’ny Egyptiana nandritry…..
Matio 20 : 17 – 19 Tsy maintsy atolotra ho faty ny Zanakolona Ity andinin-tSoratra Masina ity dia ataon’ny mpahay…..
Efesiana 2 : 1 – 7 Maty ny olona noho ny fahadisoana sy ny fahotana Raha ny filazan’ny Soratra Masina…..
2Korintiana 4.7-18 1-Mety maty ny olona rehetra Raha ny asa fanompoana mafy sy sarotra efa natrehan’I Paoly sy mbola tanterahiny…..
JONA 2.1-11 1-Ary Jehovah nanomana hazandrano lehibe hitelina an’i Jona Ny fampiasana ny matoanteny eto hoe : « nanomana » dia tsy…..
JOBA 19.25-29 « Raha izaho dia fantatro fa velona ny mpanavotra ahy » .Olona niavaka tokoa i Joba satria sady olon-kendry izy…..
ASAN’NY POSTOLY 2.22-31 1- Novonoinareo sy nohomboanareo i Jesoa Ny vahoaka izay niresahan’i Petera eto no voatondro ho namono an’i…..
JEREMIA 44.24-30 Mamaly ny faharatsiana na aiza na aiza ny Tompo 1-Arahiny na aiza na aiza mpanompony Hoy ny voasoratra…..
JEREMIA 25.1-14 Mamaly ny faharatsiana ny Tompo 1-Meteza hihaino ny Tompo Ny alahelon’Andriamanitra no hita eto amin’ity perikopa ity ……
2 TESALONIANA 1.3-12 Teny mampahery ny fiangonana tany Tesalonika no hitantsika eto . Ao anatin’izany no ahitantsika izany hoe :…..